Houd · 113/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَلَا تَرْكَنُوا إِلَى الَّذِينَ ظَلَمُوا فَتَمَسَّكُمُ النَّارُ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِنْ أَوْلِيَاءَ ثُمَّ لَا تُنصَرُونَ ١١٣
Transliteration
Wa laa tarkanooo ilal lazeena zalamoo fatamassa kumun Naaru wa maa lakum min doonil laahi min awliyaaa`a summa laa tunsaroon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary aoka tsy hirona amin’ireo mpanao ny tsy rariny Ianareo : Raha tsy izany dia ho azon’ny Afo koa Ianareo. Satria tsy manana mpiahy ankoatr'i Allah Ianareo. Ka tsy ho voavonjy Ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 111-115 — Houd
111وَإِنَّ كُلًّا لَّمَّا لَيُوَفِّيَنَّهُمْ رَبُّكَ أَعْمَالَهُمْ ۚ إِنَّهُ بِمَا يَعْمَلُونَ خَبِيرٌ
Tena marina, fa ny Tomponao dia hanome valin’asa feno ny tsirairay amin’izay nataon’izy ireo, satria tena mahalala ny asa izay nataon’izy ireo Izy.
112فَاسْتَقِمْ كَمَا أُمِرْتَ وَمَن تَابَ مَعَكَ وَلَا تَطْغَوْا ۚ إِنَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Mifikira amin’ny làla-mahitsy Ianao, tahaka izay nandidiana Anao sy izay nibebaka niaraka Taminao. Ary aza mihoa-pefy Ianareo. Satria Izy dia tena mahita izay ataonareo.
113وَلَا تَرْكَنُوا إِلَى الَّذِينَ ظَلَمُوا فَتَمَسَّكُمُ النَّارُ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِنْ أَوْلِيَاءَ ثُمَّ لَا تُنصَرُونَ
Ary aoka tsy hirona amin’ireo mpanao ny tsy rariny Ianareo : Raha tsy izany dia ho azon’ny Afo koa Ianareo. Satria tsy manana mpiahy ankoatr'i Allah Ianareo. Ka tsy ho voavonjy Ianareo.
114وَأَقِمِ الصَّلَاةَ طَرَفَيِ النَّهَارِ وَزُلَفًا مِّنَ اللَّيْلِ ۚ إِنَّ الْحَسَنَاتِ يُذْهِبْنَ السَّيِّئَاتِ ۚ ذَٰلِكَ ذِكْرَىٰ لِلذَّاكِرِينَ
Ary tanteraho sy antsangano ny Soalat (Vavaka) amin’ny fiantombohan’ny andro sy ny fiafarany, ary amin’ny ampaham-potoana amin’ny alina.Tena marina fa ireo asa soa dia mamafa ireo asa ratsy. Izany dia fampahatsiahivana ho an’ireo Olona mpandinika.
115وَاصْبِرْ فَإِنَّ اللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجْرَ الْمُحْسِنِينَ
Ary manàna faharetana Ianao. Fa i Allah dia tena tsy hamela ho very ny valisoan’ireo mpanao asa soa.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
113Andininy
Fandikana — Houd 113
Surah Houd Andininy 113 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aoka tsy hirona amin’ireo mpanao ny tsy rariny Ianareo…Surah Andininy 113/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 111–115. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








