Houd · 53/123
Fandikana Fanononana — Houd
قَالُوا يَا هُودُ مَا جِئْتَنَا بِبَيِّنَةٍ وَمَا نَحْنُ بِتَارِكِي آلِهَتِنَا عَن قَوْلِكَ وَمَا نَحْنُ لَكَ بِمُؤْمِنِينَ ۝٥٣
Qaaloo yaa Hoodu maa ji`tanaa bibaiyinatinw wa maa nahnu bitaarikeee aalihatinaa `an qawlika wa maa nahnu laka bimu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Oh ry Hody (A,s) ! tsy nitondra porofo mazava Taminay Ianao, ary Izahay dia tsy vonona hamela ireo sampinay nohon'ny Teninao, ka tsy hino Anao Izahay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-55 — Houd

51يَا قَوْمِ لَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ أَجْرًا ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَى الَّذِي فَطَرَنِي ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ry vahoakako! Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho, fa Ilay Nahary ahy ihany no manome tambiny ahy. Tsy mandinika va ianareo?
52وَيَا قَوْمِ اسْتَغْفِرُوا رَبَّكُمْ ثُمَّ تُوبُوا إِلَيْهِ يُرْسِلِ السَّمَاءَ عَلَيْكُم مِّدْرَارًا وَيَزِدْكُمْ قُوَّةً إِلَىٰ قُوَّتِكُمْ وَلَا تَتَوَلَّوْا مُجْرِمِينَ
Oh ry vahoakako ! mangataha famelan-keloka amin’ny Tomponareo ianareo ary mibebaha Aminy mba handatsahany orana maro avy any an-danitra Aminareo, sy hampitombo ny hery izay efa Anananareo.
53قَالُوا يَا هُودُ مَا جِئْتَنَا بِبَيِّنَةٍ وَمَا نَحْنُ بِتَارِكِي آلِهَتِنَا عَن قَوْلِكَ وَمَا نَحْنُ لَكَ بِمُؤْمِنِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Oh ry Hody (A,s) ! tsy nitondra porofo mazava Taminay Ianao, ary Izahay dia tsy vonona hamela ireo sampinay nohon'ny Teninao, ka tsy hino Anao Izahay.
54إِن نَّقُولُ إِلَّا اعْتَرَاكَ بَعْضُ آلِهَتِنَا بِسُوءٍ ۗ قَالَ إِنِّي أُشْهِدُ اللَّهَ وَاشْهَدُوا أَنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Hany ka mba ho teneninay Aminao kosa dia nampalahelo Anao ny ratsy nataon’ny sasany tamin’ireo sampinay ”. Ka nilaza izy nanao hoe : " Izaho dia mandray an’i Allah ho vavolombelona, ary aoka Ianareo ho vavolombelona koa, satria hamafisina,fa mandà izay atambatrareo Aminy Aho.
55مِن دُونِهِ ۖ فَكِيدُونِي جَمِيعًا ثُمَّ لَا تُنظِرُونِ
Ankoatra Azy. Ampiasao Amiko daholo àry ny tetika, ary aza omenareo fotoana hiandrasana Aho.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Houd 53

Surah Houd Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Oh ry…

Surah Andininy 53/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers