Houd · 82/123
Fandikana Fanononana — Houd
فَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا جَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهَا حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ مَّنضُودٍ ۝٨٢
Falammaa jaaa`a amrunaa ja`alnaa `aaliyahaa saafilahaa wa amtamaa `alaihaa hijaaratam min sijjeelim mandood
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa tonga ny didinay, dia navadikay (ny tànana) ambony ho ambany, ary narotsakay tahaka ny orana tamin'ireo vaingan-tany manga mahamay mifanesisesy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 80-84 — Houd

80قَالَ لَوْ أَنَّ لِي بِكُمْ قُوَّةً أَوْ آوِي إِلَىٰ رُكْنٍ شَدِيدٍ
Niteny izy ka nanao hoe : “ Raha manana hery hanoherana Anareo Aho, na koa nahita andry matanjaka hiankinana ! "
81قَالُوا يَا لُوطُ إِنَّا رُسُلُ رَبِّكَ لَن يَصِلُوا إِلَيْكَ ۖ فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ إِلَّا امْرَأَتَكَ ۖ إِنَّهُ مُصِيبُهَا مَا أَصَابَهُمْ ۚ إِنَّ مَوْعِدَهُمُ الصُّبْحُ ۚ أَلَيْسَ الصُّبْحُ بِقَرِيبٍ
Niteny izy ireo (Anjely) ka nanao hoe : “Ry Lota ! izahay dia Iraky ny Tomponao. Tsy ahatratra anao velively izy ireo, koa mandehana ianao miaraka amin’ny fianakavianao amin’ny ampaham-potoana amin’ny alina, ary dia aoka tsy hisy hitodika na dia ny iray aminareo afa-tsy ny vadinao, satria izay hanjo azy ireo dia hanjo azy ihany koa : “Tena marina fa ny fotoana omena azy ireo dia ny maraina vao mangiran-dratsy ka moa ve tsy efa akaiky tokoa ny maraina vao mangiran-dratsy? ”
82فَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا جَعَلْنَا عَالِيَهَا سَافِلَهَا وَأَمْطَرْنَا عَلَيْهَا حِجَارَةً مِّن سِجِّيلٍ مَّنضُودٍ
Ary rehefa tonga ny didinay, dia navadikay (ny tànana) ambony ho ambany, ary narotsakay tahaka ny orana tamin'ireo vaingan-tany manga mahamay mifanesisesy.
83مُّسَوَّمَةً عِندَ رَبِّكَ ۖ وَمَا هِيَ مِنَ الظَّالِمِينَ بِبَعِيدٍ
nitondra famantarana fantatry ny Tomponao. Ary tsy lavitr’ireo mpanao ny tsy rariny izany (ireo vato).
84۞ وَإِلَىٰ مَدْيَنَ أَخَاهُمْ شُعَيْبًا ۚ قَالَ يَا قَوْمِ اعْبُدُوا اللَّهَ مَا لَكُم مِّنْ إِلَٰهٍ غَيْرُهُ ۖ وَلَا تَنقُصُوا الْمِكْيَالَ وَالْمِيزَانَ ۚ إِنِّي أَرَاكُم بِخَيْرٍ وَإِنِّي أَخَافُ عَلَيْكُمْ عَذَابَ يَوْمٍ مُّحِيطٍ
Ary nalefanay tamin’ny foko Madiana, ny rahalahin’izy ireo Shoaibo izay nilaza tamin’izy ireo ka nanao hoe : “ Oh ry vahoakako ! tompoinareo i Allah, tsy manana zanahary hafa ankoatra Azy mihitsy Ianareo. Aza ahenanareo ny famarana sy ny lanja. Izaho dia mahita, fa ao anaty hasambarana Ianareo, nefa matahotra ho Anareo Aho (raha tsy mino ianareo) ny sazy amin’ny andro izay handrakotra ny rehetra.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
82Andininy

Fandikana — Houd 82

Surah Houd Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa tonga ny didinay, dia navadikay (ny tànana) ambony…

Surah Andininy 82/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers