Yosofy · 9/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
اقْتُلُوا يُوسُفَ أَوِ اطْرَحُوهُ أَرْضًا يَخْلُ لَكُمْ وَجْهُ أَبِيكُمْ وَتَكُونُوا مِن بَعْدِهِ قَوْمًا صَالِحِينَ ٩
Transliteration
Uqtuloo Yoosufa awitra hoohu ardany yakhlu lakum wajhu abeekum wa takoonoo mim ba`dihee qawman saaliheen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
“Vonoy i Josefa, na hampanalaviro any amin’ny tany hafa izy, mba hitodihan’ny tavan’ny Rainareo, aminareo manokana, ary hahatonga anareo ho olona tsara any aoriana”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 7-11 — Yosofy
7۞ لَّقَدْ كَانَ فِي يُوسُفَ وَإِخْوَتِهِ آيَاتٌ لِّلسَّائِلِينَ
Tena nisy fananarana tokoa ho an’ireo izay manontany, ny amin’i Josefa sy ireo rahalahiny
8إِذْ قَالُوا لَيُوسُفُ وَأَخُوهُ أَحَبُّ إِلَىٰ أَبِينَا مِنَّا وَنَحْنُ عُصْبَةٌ إِنَّ أَبَانَا لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Raha niteny izy ireo nanao hoe: “I Josefa sy ny rahalahiny, dia tian’ny rainay kokoa noho izahay, nefa izahay dia vondron’olona matanjaka. Tena ao anatin’ny hadisoana miharihary ny rainay”.
9اقْتُلُوا يُوسُفَ أَوِ اطْرَحُوهُ أَرْضًا يَخْلُ لَكُمْ وَجْهُ أَبِيكُمْ وَتَكُونُوا مِن بَعْدِهِ قَوْمًا صَالِحِينَ
“Vonoy i Josefa, na hampanalaviro any amin’ny tany hafa izy, mba hitodihan’ny tavan’ny Rainareo, aminareo manokana, ary hahatonga anareo ho olona tsara any aoriana”.
10قَالَ قَائِلٌ مِّنْهُمْ لَا تَقْتُلُوا يُوسُفَ وَأَلْقُوهُ فِي غَيَابَتِ الْجُبِّ يَلْتَقِطْهُ بَعْضُ السَّيَّارَةِ إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Hoy ny anankiray tamin’izy ireo: “Aza vonoina i Josefa, fa atsipazo ao anatina vovo iray, raha vonona ny hanao izany ianareo, mba handraisan’ny andian’olona sasany mpandeha azy indray”.
11قَالُوا يَا أَبَانَا مَا لَكَ لَا تَأْمَنَّا عَلَىٰ يُوسُفَ وَإِنَّا لَهُ لَنَاصِحُونَ
Hoy izy ireo : “Ry Dadanay ô! Inona no mahazo anao, no tsy matoky anay mikasika an’i Josefa ianao? Nefa tsy manana hevi-dratsy momba azy izahay”.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
9Andininy
Fandikana — Yosofy 9
Surah Yosofy Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “Vonoy i Josefa, na hampanalaviro any amin’ny tany hafa izy,…Surah Andininy 9/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








