Ar-Ra'd · 10/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
سَوَاءٌ مِّنكُم مَّنْ أَسَرَّ الْقَوْلَ وَمَن جَهَرَ بِهِ وَمَنْ هُوَ مُسْتَخْفٍ بِاللَّيْلِ وَسَارِبٌ بِالنَّهَارِ ١٠
Transliteration
Sawaaa`um minkum man asarral qawla wa man jahara bihee wa man huwa mustakhfim billaili wa saaribum binnahaar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Mitovy ihany (eo Aminy), Aminareo : izay manafina ny teniny na izay mampiely ankarihary, na izay miafina amin’ny alina na izay miseho mazava amin’ny antoandro.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 8-12 — Ar-Ra'd
8اللَّهُ يَعْلَمُ مَا تَحْمِلُ كُلُّ أُنثَىٰ وَمَا تَغِيضُ الْأَرْحَامُ وَمَا تَزْدَادُ ۖ وَكُلُّ شَيْءٍ عِندَهُ بِمِقْدَارٍ
Allah dia mahafantatra izay entin’ny vavy tsirairay sy ny fotoana faharetan’ny vohoka : fohy na ho lava. Ny zava-drehetra eo aminy dia samy manana ny fetrany.
9عَالِمُ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ الْكَبِيرُ الْمُتَعَالِ
Izy no ilay mahafantatra ny zava-miafina sy ny miharihary, ary Izy no ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena.
10سَوَاءٌ مِّنكُم مَّنْ أَسَرَّ الْقَوْلَ وَمَن جَهَرَ بِهِ وَمَنْ هُوَ مُسْتَخْفٍ بِاللَّيْلِ وَسَارِبٌ بِالنَّهَارِ
Mitovy ihany (eo Aminy), Aminareo : izay manafina ny teniny na izay mampiely ankarihary, na izay miafina amin’ny alina na izay miseho mazava amin’ny antoandro.
11لَهُ مُعَقِّبَاتٌ مِّن بَيْنِ يَدَيْهِ وَمِنْ خَلْفِهِ يَحْفَظُونَهُ مِنْ أَمْرِ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يُغَيِّرُ مَا بِقَوْمٍ حَتَّىٰ يُغَيِّرُوا مَا بِأَنفُسِهِمْ ۗ وَإِذَا أَرَادَ اللَّهُ بِقَوْمٍ سُوءًا فَلَا مَرَدَّ لَهُ ۚ وَمَا لَهُم مِّن دُونِهِ مِن وَالٍ
Izy (olombelona ) dia manana eo alohany sy aoriany (ireo Anjely) izay miaro sy manara-maso Azy araka ny didin’i Allah. Tena marina, fa i Allah dia tsy manova velively izay misy amin’ny vahoaka iray raha tsy efa izy ireo no (miezaka) manova izay misy eo amin’izy ireo. Ary raha te hanao ratsy amin’ny vahoaka iray Izy, dia tsy misy mahasakana Azy, fa tsy manana mpiaro ankoatra Azy izy ireo.
12هُوَ الَّذِي يُرِيكُمُ الْبَرْقَ خَوْفًا وَطَمَعًا وَيُنشِئُ السَّحَابَ الثِّقَالَ
Izy no mampahita Anareo ny tselatra : (izay miteraka aminareo) ny tahotra sy ny fanantenana. Ary Izy ihany koa no mamorona ny rahona mavesatra.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
10Andininy
Fandikana — Ar-Ra'd 10
Surah Ar-Ra'd Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mitovy ihany (eo Aminy), Aminareo : izay manafina ny teniny…Surah Andininy 10/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








