Al-Isra · 1/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
سُبْحَانَ الَّذِي أَسْرَىٰ بِعَبْدِهِ لَيْلًا مِّنَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ إِلَى الْمَسْجِدِ الْأَقْصَى الَّذِي بَارَكْنَا حَوْلَهُ لِنُرِيَهُ مِنْ آيَاتِنَا ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْبَصِيرُ ۝١
Subhaanal lazeee asraa bi`abdihee lailam minal Masjidil Haraami ilal Masjidil Aqsal-lazee baaraknaa haw lahoo linuriyahoo min aayaatinaa;innahoo Huwas Samee`ul-Baseer
📖 Dikany Malagasy
Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy tao amin’ny Al-Masjid Al-Haràm (ao Makka), ka hatrany amin’ny Al-Masjid Al-Aksà, izay nosoavinay ny manodidina azy, mba hanehoanay aminy ny fahagagana avy Aminay. Marina fa Izy no tena mandre sy mahita ny zava-drehetra.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Isra

1سُبْحَانَ الَّذِي أَسْرَىٰ بِعَبْدِهِ لَيْلًا مِّنَ الْمَسْجِدِ الْحَرَامِ إِلَى الْمَسْجِدِ الْأَقْصَى الَّذِي بَارَكْنَا حَوْلَهُ لِنُرِيَهُ مِنْ آيَاتِنَا ۚ إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْبَصِيرُ
Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy tao amin’ny Al-Masjid Al-Haràm (ao Makka), ka hatrany amin’ny Al-Masjid Al-Aksà, izay nosoavinay ny manodidina azy, mba hanehoanay aminy ny fahagagana avy Aminay. Marina fa Izy no tena mandre sy mahita ny zava-drehetra.
2وَآتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ وَجَعَلْنَاهُ هُدًى لِّبَنِي إِسْرَائِيلَ أَلَّا تَتَّخِذُوا مِن دُونِي وَكِيلًا
Ary nomenay an’i Mosa (Mosesy) ny Boky, ary nataonay ho tari-dàlana ho an’ny zanak’Israely izany : “Aza maka Mpiahy ankoatra Ahy ianareo”.
3ذُرِّيَّةَ مَنْ حَمَلْنَا مَعَ نُوحٍ ۚ إِنَّهُ كَانَ عَبْدًا شَكُورًا
Taranaka izay nentinay niaraka tamin’i Noa (tao anaty sambofiara) ! Izy (Noa) dia tena mpanompo mpankasitraka tokoa.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Isra 1

Surah Al-Isra Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Voninahitra ho an’Ilay nampandeha, ny Mpanompony (Mohammad) tamin’ny alina, avy…

Surah Andininy 1/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers