Al-Kahf · 3/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
مَّاكِثِينَ فِيهِ أَبَدًا ۝٣
Maakiseena feehi abadaa
📖 Dikany Malagasy
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Al-Kahf

1الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي أَنزَلَ عَلَىٰ عَبْدِهِ الْكِتَابَ وَلَمْ يَجْعَل لَّهُ عِوَجًا ۜ
Dera ho an’I Allah, izay nampidina ny Boky tamin’ny irany, ary nataony tsy miholakolaka izany.
2قَيِّمًا لِّيُنذِرَ بَأْسًا شَدِيدًا مِّن لَّدُنْهُ وَيُبَشِّرَ الْمُؤْمِنِينَ الَّذِينَ يَعْمَلُونَ الصَّالِحَاتِ أَنَّ لَهُمْ أَجْرًا حَسَنًا
Ao anaty fahitsiana tanteraka, mba ho entiny hampitandrina amin’ny fahoriana mafy (fanasaziana) avy Aminy, sy mba ho entiny hanambarana vaovao mahafaly ireo mpino izay manao asa soa, fa “tena ho azy ireo ny valisoa tsara”.
3مَّاكِثِينَ فِيهِ أَبَدًا
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.
4وَيُنذِرَ الَّذِينَ قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا
Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray zanaka lahy ho Azy !
5مَّا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ وَلَا لِآبَائِهِمْ ۚ كَبُرَتْ كَلِمَةً تَخْرُجُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ ۚ إِن يَقُولُونَ إِلَّا كَذِبًا
Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa. Maharikoriko ny teny izay mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo ! Tsy miteny afa-tsy ny lainga izy ireo.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Kahf 3

Surah Al-Kahf Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.

Surah Andininy 3/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers