Al-Kahf · 4/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
وَيُنذِرَ الَّذِينَ قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا ۝٤
Wa yunziral lazeena qaalut takhazal laahu waladaa
📖 Dikany Malagasy
Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray zanaka lahy ho Azy !

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Al-Kahf

2قَيِّمًا لِّيُنذِرَ بَأْسًا شَدِيدًا مِّن لَّدُنْهُ وَيُبَشِّرَ الْمُؤْمِنِينَ الَّذِينَ يَعْمَلُونَ الصَّالِحَاتِ أَنَّ لَهُمْ أَجْرًا حَسَنًا
Ao anaty fahitsiana tanteraka, mba ho entiny hampitandrina amin’ny fahoriana mafy (fanasaziana) avy Aminy, sy mba ho entiny hanambarana vaovao mahafaly ireo mpino izay manao asa soa, fa “tena ho azy ireo ny valisoa tsara”.
3مَّاكِثِينَ فِيهِ أَبَدًا
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.
4وَيُنذِرَ الَّذِينَ قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا
Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray zanaka lahy ho Azy !
5مَّا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ وَلَا لِآبَائِهِمْ ۚ كَبُرَتْ كَلِمَةً تَخْرُجُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ ۚ إِن يَقُولُونَ إِلَّا كَذِبًا
Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa. Maharikoriko ny teny izay mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo ! Tsy miteny afa-tsy ny lainga izy ireo.
6فَلَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ عَلَىٰ آثَارِهِمْ إِن لَّمْ يُؤْمِنُوا بِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَسَفًا
Ary angamba ianao (ry Mohamady) hamono ny tenanao amin’ny alahelo nohon’ny fandavan’izy ireo raha tsy mino ity lahateny ity izy ireo !
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Al-Kahf 4

Surah Al-Kahf Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray…

Surah Andininy 4/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers