Al-Kahf · 65/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
فَوَجَدَا عَبْدًا مِّنْ عِبَادِنَا آتَيْنَاهُ رَحْمَةً مِّنْ عِندِنَا وَعَلَّمْنَاهُ مِن لَّدُنَّا عِلْمًا ۝٦٥
Fa wajadaa `abdam min `ibaadinaaa aatainaahu Rahmatam min `indinaa wa `allamnaahu mil ladunnaa `ilmaa
📖 Dikany Malagasy
Ka nihaona tamin’ny iray amin’ireo mpanomponay, izay notoloranay indrafo sy nampianarinay fahalalana avy aty Aminay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 63-67 — Al-Kahf

63قَالَ أَرَأَيْتَ إِذْ أَوَيْنَا إِلَى الصَّخْرَةِ فَإِنِّي نَسِيتُ الْحُوتَ وَمَا أَنسَانِيهُ إِلَّا الشَّيْطَانُ أَنْ أَذْكُرَهُ ۚ وَاتَّخَذَ سَبِيلَهُ فِي الْبَحْرِ عَجَبًا
Niteny izy (ilay mpanampiny lahy) nanao hoe : “Hitanao fa tamin’ny fotoana nialofantsika teo amin’ilay vatolampy, dia hadinoko tokoa ilay trondro, ka tsy misy tokony hanadinoako hilaza izany (aminao) afa-tsy avy amin'i Satana ary ny mahagaga dia nandray ny lalany nankany an-dranomasina izy.
64قَالَ ذَٰلِكَ مَا كُنَّا نَبْغِ ۚ فَارْتَدَّا عَلَىٰ آثَارِهِمَا قَصَصًا
Niteny izy nanao hoe : "Izany no tiako hahatongavantsika”! Ary dia niverin-dalana nanaraka ny diany izy roa.
65فَوَجَدَا عَبْدًا مِّنْ عِبَادِنَا آتَيْنَاهُ رَحْمَةً مِّنْ عِندِنَا وَعَلَّمْنَاهُ مِن لَّدُنَّا عِلْمًا
Ka nihaona tamin’ny iray amin’ireo mpanomponay, izay notoloranay indrafo sy nampianarinay fahalalana avy aty Aminay.
66قَالَ لَهُ مُوسَىٰ هَلْ أَتَّبِعُكَ عَلَىٰ أَن تُعَلِّمَنِ مِمَّا عُلِّمْتَ رُشْدًا
Niteny taminy i Mosesy nanao hoe : "Afaka manaraka anao ve aho, mba hianatra aminao amin’izay nampianarina anao momba ny fahendrena?”
67قَالَ إِنَّكَ لَن تَسْتَطِيعَ مَعِيَ صَبْرًا
Niteny izy nanao hoe : “tsy hanam-paharetana hiaraka amiko mihitsy ianao”
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
65Andininy

Fandikana — Al-Kahf 65

Surah Al-Kahf Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka nihaona tamin’ny iray amin’ireo mpanomponay, izay notoloranay indrafo sy…

Surah Andininy 65/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers