Al-Baqarah · 5/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
أُولَٰئِكَ عَلَىٰ هُدًى مِّن رَّبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ ۝٥
Ulaaa`ika `alaa hudam mir rabbihim wa ulaaa`ika humul muflihoon
📖 Dikany Malagasy
Izy ireo no mizotra amin’ny làla-marina avy amin’ny Tompon’izy ireo, ary izy ireo no nahazo ny fahombiazana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Baqarah

3الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِالْغَيْبِ وَيُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ
Ireo izay mino ny tsy hitamaso, sy ireo manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), ka mahafoy mizara izay anjarampivelomana azony taminay.
4وَالَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلِكَ وَبِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Ary ireo mino izay nampidinina taminao, sy izay nampidinina tany alohanao, ary mino tanteraka ihany koa ny fisian’ny fiainana any an-koatra.
5أُولَٰئِكَ عَلَىٰ هُدًى مِّن رَّبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Izy ireo no mizotra amin’ny làla-marina avy amin’ny Tompon’izy ireo, ary izy ireo no nahazo ny fahombiazana.
6إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا سَوَاءٌ عَلَيْهِمْ أَأَنذَرْتَهُمْ أَمْ لَمْ تُنذِرْهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Ireo tsy nino kosa dia sahala ihany na hampitandrina azy ireny ianao na tsia, dia tsy hino na oviana na oviana izy ireo.
7خَتَمَ اللَّهُ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ وَعَلَىٰ سَمْعِهِمْ ۖ وَعَلَىٰ أَبْصَارِهِمْ غِشَاوَةٌ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ عَظِيمٌ
Efa nakaton’Allah ny fo sy ny sofin’izy ireo, tsy hino sy tsy handre; ary efa misy takona ny masony. Ka famaizana lehibe no miandry azy ireo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 5

Surah Al-Baqarah Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireo no mizotra amin’ny làla-marina avy amin’ny Tompon’izy ireo,…

Surah Andininy 5/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers