Taha · 33/135
Fandikana Fanononana — Taha
كَيْ نُسَبِّحَكَ كَثِيرًا ۝٣٣
Kai nusabbihaka kaseeraa
📖 Dikany Malagasy
Mba hideranay Anao im-betsaka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 31-35 — Taha

31اشْدُدْ بِهِ أَزْرِي
Ampitomboy avy amin’ny alalany ny Heriko !
32وَأَشْرِكْهُ فِي أَمْرِي
Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy.
33كَيْ نُسَبِّحَكَ كَثِيرًا
Mba hideranay Anao im-betsaka.
34وَنَذْكُرَكَ كَثِيرًا
Mba ahatsiarovanay Anao matetika.
35إِنَّكَ كُنتَ بِنَا بَصِيرًا
Marina fa Ianao dia tena mahita Anay.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
33Andininy

Fandikana — Taha 33

Surah Taha Andininy 33 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hideranay Anao im-betsaka.

Surah Andininy 33/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 31–35. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers