Taha · 34/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَنَذْكُرَكَ كَثِيرًا ۝٣٤
Wa nazkuraka kaseeraa
📖 Dikany Malagasy
Mba ahatsiarovanay Anao matetika.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-36 — Taha

32وَأَشْرِكْهُ فِي أَمْرِي
Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy.
33كَيْ نُسَبِّحَكَ كَثِيرًا
Mba hideranay Anao im-betsaka.
34وَنَذْكُرَكَ كَثِيرًا
Mba ahatsiarovanay Anao matetika.
35إِنَّكَ كُنتَ بِنَا بَصِيرًا
Marina fa Ianao dia tena mahita Anay.
36قَالَ قَدْ أُوتِيتَ سُؤْلَكَ يَا مُوسَىٰ
Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : Ry Mosa ! Efa nankatoavinay ny fangatahanao ”
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Taha 34

Surah Taha Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba ahatsiarovanay Anao matetika.

Surah Andininy 34/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers