Taha · 32/135
Fandikana Fanononana — Surah Taha
وَأَشْرِكْهُ فِي أَمْرِي ۝٣٢
Wa ashrik hu feee amree
📖 Dikany Malagasy
Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 30-34 — Surah Taha

30هَارُونَ أَخِي
Harona, Rahalahiko.
31اشْدُدْ بِهِ أَزْرِي
Ampitomboy avy amin’ny alalany ny Heriko !
32وَأَشْرِكْهُ فِي أَمْرِي
Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy.
33كَيْ نُسَبِّحَكَ كَثِيرًا
Mba hideranay Anao im-betsaka.
34وَنَذْكُرَكَ كَثِيرًا
Mba ahatsiarovanay Anao matetika.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — Taha 32

Surah Taha Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ataovy hifarimbona Amiko amin’ireo iraka ataoko Izy.

Surah Andininy 32/135 — Surah Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Taha Henoy, Surah Taha Fandikana, Surah Taha mp3, Surah Taha pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers