Ash-Shu'ara · 107/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ ١٠٧
Transliteration
Innee lakum Rasoolun ameen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 105-109 — Ash-Shu'ara
105كَذَّبَتْ قَوْمُ نُوحٍ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan’i Noa.
106إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ نُوحٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Rehefa niteny tamin’izy ireo i Noa, rahalahin’izy ireo, hoe : “Tsy matahotra (an’I Allah) ve ianareo ?
107إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
108فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary ankatoavy aho.
109وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy mila tambiny aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
107Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 107
Surah Ash-Shu'ara Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !Surah Andininy 107/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








