Ash-Shu'ara · 36/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَابْعَثْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ ۝٣٦
Qaalooo arjih wa akhaahu wab`as filmadaaa`ini haashireen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Ampiandraso izy sy ny rahalahiny, ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona"
🎧 Henoy

📜 Andininy 34-38 — Ash-Shu'ara

34قَالَ لِلْمَلَإِ حَوْلَهُ إِنَّ هَٰذَا لَسَاحِرٌ عَلِيمٌ
Niteny izy (Faraona) tamin’ireo loholona nanodidina azy hoe : “Izany tokoa no mpanao majika mahay”.
35يُرِيدُ أَن يُخْرِجَكُم مِّنْ أَرْضِكُم بِسِحْرِهِ فَمَاذَا تَأْمُرُونَ
Mila hamoaka anareo hiala amin’ny tanànanareo amin’ny alalan’ny majikany izy, ka inona no hevitra homenareo ahy ?”
36قَالُوا أَرْجِهْ وَأَخَاهُ وَابْعَثْ فِي الْمَدَائِنِ حَاشِرِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Ampiandraso izy sy ny rahalahiny, ary andefaso iraka mankany amin’ireo tanàna mba hamory olona"
37يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَحَّارٍ عَلِيمٍ
Ka ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ireo mpanao majika avo lenta tena mahay.
38فَجُمِعَ السَّحَرَةُ لِمِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Ka dia navory ireo mpanao majika, ho amin’ny fotoana, amin’ilay andro voatondro.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 36

Surah Ash-Shu'ara Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Ampiandraso izy sy ny rahalahiny,…

Surah Andininy 36/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers