Iloaran'i Imrana · 103/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
وَاعْتَصِمُوا بِحَبْلِ اللَّهِ جَمِيعًا وَلَا تَفَرَّقُوا ۚ وَاذْكُرُوا نِعْمَتَ اللَّهِ عَلَيْكُمْ إِذْ كُنتُمْ أَعْدَاءً فَأَلَّفَ بَيْنَ قُلُوبِكُمْ فَأَصْبَحْتُم بِنِعْمَتِهِ إِخْوَانًا وَكُنتُمْ عَلَىٰ شَفَا حُفْرَةٍ مِّنَ النَّارِ فَأَنقَذَكُم مِّنْهَا ۗ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ اللَّهُ لَكُمْ آيَاتِهِ لَعَلَّكُمْ تَهْتَدُونَ ۝١٠٣
Wa`tasimoo bi Hablil laahi jamee`anw wa laa tafarraqoo; wazkuroo ni`matal laahi alaikum iz kuntum a`daaa`an fa allafa baina quloobikum fa asbah tum bini`matiheee ikhwaananw wa kuntum `alaa shafaa hufratim minan Naari fa anqazakum minhaa; kazaalika yubaiyinul laahu lakum aayaatihee la`allakum tahtadoon
📖 Dikany Malagasy
Ary mifikira mafy Ianareo amin’ny tadin’i Allah, fa aza misaratsaraka. Ary tsarovinareo ny Fahasoavan’i Allah eo Aminareo, raha mpifahavalo Ianareo teo aloha dia natambatry ny Fonareo, ka lasa mpirahalahy nohon'ny fahasoavany Ianareo. Ary Ianareo dia efa tena teo amoron-kadin’ny afo, ka navotany tamin’izany Ianareo. Tahaka izany no hanazavan’i Allah Aminareo ny fanambarany, angamba hizotra amin’ny làla-mahitsy Ianareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 101-105 — Iloaran'i Imrana

101وَكَيْفَ تَكْفُرُونَ وَأَنتُمْ تُتْلَىٰ عَلَيْكُمْ آيَاتُ اللَّهِ وَفِيكُمْ رَسُولُهُ ۗ وَمَن يَعْتَصِم بِاللَّهِ فَقَدْ هُدِيَ إِلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Ary ahoana Ianareo no tsy mino ka nefa ianareo indrindra no amakiana ireo fanambaran’i Allah, ary eo Aminareo lalandava ny Irany ? Ary izay mifikitra mafy amin’i Allah dia efa voahitsy amin’ny làlana mahitsy.
102يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اتَّقُوا اللَّهَ حَقَّ تُقَاتِهِ وَلَا تَمُوتُنَّ إِلَّا وَأَنتُم مُّسْلِمُونَ
Ô Ianareo izay nino ! Matahora an’i Allah Ianareo amin’ny tena fatahorana Azy marina, ary aoka mba tsy ho faty raha tsy efa manaiky tanteraka an’i Allah Ianareo.
103وَاعْتَصِمُوا بِحَبْلِ اللَّهِ جَمِيعًا وَلَا تَفَرَّقُوا ۚ وَاذْكُرُوا نِعْمَتَ اللَّهِ عَلَيْكُمْ إِذْ كُنتُمْ أَعْدَاءً فَأَلَّفَ بَيْنَ قُلُوبِكُمْ فَأَصْبَحْتُم بِنِعْمَتِهِ إِخْوَانًا وَكُنتُمْ عَلَىٰ شَفَا حُفْرَةٍ مِّنَ النَّارِ فَأَنقَذَكُم مِّنْهَا ۗ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ اللَّهُ لَكُمْ آيَاتِهِ لَعَلَّكُمْ تَهْتَدُونَ
Ary mifikira mafy Ianareo amin’ny tadin’i Allah, fa aza misaratsaraka. Ary tsarovinareo ny Fahasoavan’i Allah eo Aminareo, raha mpifahavalo Ianareo teo aloha dia natambatry ny Fonareo, ka lasa mpirahalahy nohon'ny fahasoavany Ianareo. Ary Ianareo dia efa tena teo amoron-kadin’ny afo, ka navotany tamin’izany Ianareo. Tahaka izany no hanazavan’i Allah Aminareo ny fanambarany, angamba hizotra amin’ny làla-mahitsy Ianareo.
104وَلْتَكُن مِّنكُمْ أُمَّةٌ يَدْعُونَ إِلَى الْخَيْرِ وَيَأْمُرُونَ بِالْمَعْرُوفِ وَيَنْهَوْنَ عَنِ الْمُنكَرِ ۚ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Ary aoka mba hisy Aminareo vahoaka, hiantso ho amin’ny tsara sy handidy amin’ny mendrika, ary handrara amin’ny ratsy. Ary izy ireo no mahazo ny fahombiazana.
105وَلَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ تَفَرَّقُوا وَاخْتَلَفُوا مِن بَعْدِ مَا جَاءَهُمُ الْبَيِّنَاتُ ۚ وَأُولَٰئِكَ لَهُمْ عَذَابٌ عَظِيمٌ
Ary aoka Ianareo tsy hanao tahaka ireo nisaratsaraka, sy nifanipa-kevitra taorian’ny fahatongavan’ireo porofo mazava tamin’izy ireo. Ary ho azy ireo ny famaizana lehibe.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
103Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 103

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 103 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mifikira mafy Ianareo amin’ny tadin’i Allah, fa aza misaratsaraka.…

Surah Andininy 103/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 101–105. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers