Iloaran'i Imrana · 123/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
وَلَقَدْ نَصَرَكُمُ اللَّهُ بِبَدْرٍ وَأَنتُمْ أَذِلَّةٌ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ لَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ ۝١٢٣
Wa laqad nasarakumul laahu bi-Badrinw wa antum azillatun fattaqul laaha la`allakum tashkuroon
📖 Dikany Malagasy
Ary nanome fandresena anareo i Allah, tamin’ny adin’i Badr, na dia mbola narefo aza ianareo; ka matahora an’i Allah ianareo angamba hahay hankasitraka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 121-125 — Iloaran'i Imrana

121وَإِذْ غَدَوْتَ مِنْ أَهْلِكَ تُبَوِّئُ الْمُؤْمِنِينَ مَقَاعِدَ لِلْقِتَالِ ۗ وَاللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary raha niala ny fianakavianao indray maraina ianao, ka nametrapetraka ireo mpino teo amin’ny tobim-piadiana, dia maheno tokoa sy mahafantatra ny zava-drehetra i Allah.
122إِذْ هَمَّت طَّائِفَتَانِ مِنكُمْ أَن تَفْشَلَا وَاللَّهُ وَلِيُّهُمَا ۗ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُؤْمِنُونَ
Raha nanam-pikasana hilefitra ny andiany Roa Taminareo [55], dia i Allah no Mpiahy azy Roa tonta. Ka aoka hametra-pitokisana amin’i Allah ny mpino rehetra.
123وَلَقَدْ نَصَرَكُمُ اللَّهُ بِبَدْرٍ وَأَنتُمْ أَذِلَّةٌ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ لَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Ary nanome fandresena anareo i Allah, tamin’ny adin’i Badr, na dia mbola narefo aza ianareo; ka matahora an’i Allah ianareo angamba hahay hankasitraka.
124إِذْ تَقُولُ لِلْمُؤْمِنِينَ أَلَن يَكْفِيَكُمْ أَن يُمِدَّكُمْ رَبُّكُم بِثَلَاثَةِ آلَافٍ مِّنَ الْمَلَائِكَةِ مُنزَلِينَ
Raha niteny tamin’ireo mpino ianao hoe : “ Tsy ampy anareo ve ny nampidinan’ny Tomponareo ireo anjely telo arivo, nanampy anareo ? ”
125بَلَىٰ ۚ إِن تَصْبِرُوا وَتَتَّقُوا وَيَأْتُوكُم مِّن فَوْرِهِمْ هَٰذَا يُمْدِدْكُمْ رَبُّكُم بِخَمْسَةِ آلَافٍ مِّنَ الْمَلَائِكَةِ مُسَوِّمِينَ
Eny tokoa, raha mpino maharitra Ianareo sy manam-patahorana, ka tonga hamely Anareo tampoka izy ireo, dia handefa Anjely dimy arivo miavaka tsara hanatevin-daharana Anareo ny Tomponareo.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
123Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 123

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 123 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nanome fandresena anareo i Allah, tamin’ny adin’i Badr, na…

Surah Andininy 123/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 121–125. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers