Iloaran'i Imrana · 122/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
إِذْ هَمَّت طَّائِفَتَانِ مِنكُمْ أَن تَفْشَلَا وَاللَّهُ وَلِيُّهُمَا ۗ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُؤْمِنُونَ ۝١٢٢
Iz hammat taaa`ifataani minkum an tafshalaa wallaahu waliyyuhumaa; wa `alal laahi falyatawakkalil mu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Raha nanam-pikasana hilefitra ny andiany Roa Taminareo [55], dia i Allah no Mpiahy azy Roa tonta. Ka aoka hametra-pitokisana amin’i Allah ny mpino rehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 120-124 — Iloaran'i Imrana

120إِن تَمْسَسْكُمْ حَسَنَةٌ تَسُؤْهُمْ وَإِن تُصِبْكُمْ سَيِّئَةٌ يَفْرَحُوا بِهَا ۖ وَإِن تَصْبِرُوا وَتَتَّقُوا لَا يَضُرُّكُمْ كَيْدُهُمْ شَيْئًا ۗ إِنَّ اللَّهَ بِمَا يَعْمَلُونَ مُحِيطٌ
Raha misy fahasoavana Azonareo, dia mampalahelo azy ireo izany. Raha misy loza kosa manjo Anareo, dia mahafaly azy ireo. Raha manam-paharetana sy manam-patahorana Ianareo, dia tsy ahazo Anareo na dia kely aza ny teti-dratsin'izy ireo. Tena marina, fa i Allah dia mahafehy tsara izay ataon'izy ireo.
121وَإِذْ غَدَوْتَ مِنْ أَهْلِكَ تُبَوِّئُ الْمُؤْمِنِينَ مَقَاعِدَ لِلْقِتَالِ ۗ وَاللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary raha niala ny fianakavianao indray maraina ianao, ka nametrapetraka ireo mpino teo amin’ny tobim-piadiana, dia maheno tokoa sy mahafantatra ny zava-drehetra i Allah.
122إِذْ هَمَّت طَّائِفَتَانِ مِنكُمْ أَن تَفْشَلَا وَاللَّهُ وَلِيُّهُمَا ۗ وَعَلَى اللَّهِ فَلْيَتَوَكَّلِ الْمُؤْمِنُونَ
Raha nanam-pikasana hilefitra ny andiany Roa Taminareo [55], dia i Allah no Mpiahy azy Roa tonta. Ka aoka hametra-pitokisana amin’i Allah ny mpino rehetra.
123وَلَقَدْ نَصَرَكُمُ اللَّهُ بِبَدْرٍ وَأَنتُمْ أَذِلَّةٌ ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ لَعَلَّكُمْ تَشْكُرُونَ
Ary nanome fandresena anareo i Allah, tamin’ny adin’i Badr, na dia mbola narefo aza ianareo; ka matahora an’i Allah ianareo angamba hahay hankasitraka.
124إِذْ تَقُولُ لِلْمُؤْمِنِينَ أَلَن يَكْفِيَكُمْ أَن يُمِدَّكُمْ رَبُّكُم بِثَلَاثَةِ آلَافٍ مِّنَ الْمَلَائِكَةِ مُنزَلِينَ
Raha niteny tamin’ireo mpino ianao hoe : “ Tsy ampy anareo ve ny nampidinan’ny Tomponareo ireo anjely telo arivo, nanampy anareo ? ”
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
122Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 122

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha nanam-pikasana hilefitra ny andiany Roa Taminareo [55], dia i…

Surah Andininy 122/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers