Iloaran'i Imrana · 188/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
لَا تَحْسَبَنَّ الَّذِينَ يَفْرَحُونَ بِمَا أَتَوا وَّيُحِبُّونَ أَن يُحْمَدُوا بِمَا لَمْ يَفْعَلُوا فَلَا تَحْسَبَنَّهُم بِمَفَازَةٍ مِّنَ الْعَذَابِ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ ۝١٨٨
Laa tahsabannal lazeena yafrahoona bimaaa ataw wa yuhibbona ai yuhmadoo bimaa lam yaf`aloo falaa tahsabunnahum bimafaazatim minal `azaabi wa lahum `azaabun aleem
📖 Dikany Malagasy
Aza mieritreritra Ianao, fa ireo izay faly amin’ny asa ratsy nataon’izy ireo, ary tian’izy ireo ny hoderaina amin’ny asa izay tsy nataon'izy ireo akory; aza mieritreritra mihitsy Ianao, fa izy ireo no ho avotra amin’ny famaizana; fa ho azy ireo ny famaizana mamirifiry !
🎧 Henoy

📜 Andininy 186-190 — Iloaran'i Imrana

186۞ لَتُبْلَوُنَّ فِي أَمْوَالِكُمْ وَأَنفُسِكُمْ وَلَتَسْمَعُنَّ مِنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلِكُمْ وَمِنَ الَّذِينَ أَشْرَكُوا أَذًى كَثِيرًا ۚ وَإِن تَصْبِرُوا وَتَتَّقُوا فَإِنَّ ذَٰلِكَ مِنْ عَزْمِ الْأُمُورِ
Tsy maintsy hotsapana Ianareo amin’ny Fanananareo sy ny Tenanareo, ary tsy maintsy haheno teny ratsy maro avy amin’ireo nomena ny Boky teo alohanareo, sy avy amin’ireo mpanompo sampy Ianareo. Ary manàna faharetana Ianareo, sy manàna fatahorana izany no fanapahan-kevitra mahomby indrindra amin’ny raharaha rehetra.
187وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ لَتُبَيِّنُنَّهُ لِلنَّاسِ وَلَا تَكْتُمُونَهُ فَنَبَذُوهُ وَرَاءَ ظُهُورِهِمْ وَاشْتَرَوْا بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۖ فَبِئْسَ مَا يَشْتَرُونَ
Ary raha nandray fanekena tamin’ireo izay nomena ny Boky Izy : “ Aoka Ianareo hanambara izany amin’ny Olombelona rehetra, ary tsy hanafina izany velively ”. Ka nefa nataon’izy ireo tao an-damosiny izany, sy namidiny tamin’ny vidiny ambany dia ambany. Ratsy dia ratsy izany varotra nataon’izy ireo izany !
188لَا تَحْسَبَنَّ الَّذِينَ يَفْرَحُونَ بِمَا أَتَوا وَّيُحِبُّونَ أَن يُحْمَدُوا بِمَا لَمْ يَفْعَلُوا فَلَا تَحْسَبَنَّهُم بِمَفَازَةٍ مِّنَ الْعَذَابِ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Aza mieritreritra Ianao, fa ireo izay faly amin’ny asa ratsy nataon’izy ireo, ary tian’izy ireo ny hoderaina amin’ny asa izay tsy nataon'izy ireo akory; aza mieritreritra mihitsy Ianao, fa izy ireo no ho avotra amin’ny famaizana; fa ho azy ireo ny famaizana mamirifiry !
189وَلِلَّهِ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
An'i Allah irery ihany ny fanjakan'ny lanitra sy ny tany, ary i Allah no mahefa ny zava-drehetra.
190إِنَّ فِي خَلْقِ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَاخْتِلَافِ اللَّيْلِ وَالنَّهَارِ لَآيَاتٍ لِّأُولِي الْأَلْبَابِ
Tena marina fa, tamin’ny fanamboarana ireo lanitra sy ny tany, ary ny fifandimbiasan’ny alina sy ny atoandro, dia tena feno famantarana ho an’ireo matsilo saina.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
188Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 188

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 188 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Aza mieritreritra Ianao, fa ireo izay faly amin’ny asa ratsy…

Surah Andininy 188/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 186–190. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers