Iloaran'i Imrana · 187/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ لَتُبَيِّنُنَّهُ لِلنَّاسِ وَلَا تَكْتُمُونَهُ فَنَبَذُوهُ وَرَاءَ ظُهُورِهِمْ وَاشْتَرَوْا بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۖ فَبِئْسَ مَا يَشْتَرُونَ ۝١٨٧
Wa iz akhazal laahu meesaaqal lazeena ootul Kitaaba latubaiyinunnahoo linnaasi wa laa taktumoona hoo fanabazoohu waraaa`a zuhoorihim washtaraw bihee samanan qaleelan fabi`sa maa yashtaroon
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nandray fanekena tamin’ireo izay nomena ny Boky Izy : “ Aoka Ianareo hanambara izany amin’ny Olombelona rehetra, ary tsy hanafina izany velively ”. Ka nefa nataon’izy ireo tao an-damosiny izany, sy namidiny tamin’ny vidiny ambany dia ambany. Ratsy dia ratsy izany varotra nataon’izy ireo izany !
🎧 Henoy

📜 Andininy 185-189 — Iloaran'i Imrana

185كُلُّ نَفْسٍ ذَائِقَةُ الْمَوْتِ ۗ وَإِنَّمَا تُوَفَّوْنَ أُجُورَكُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۖ فَمَن زُحْزِحَ عَنِ النَّارِ وَأُدْخِلَ الْجَنَّةَ فَقَدْ فَازَ ۗ وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا إِلَّا مَتَاعُ الْغُرُورِ
Ny manan’aina rehetra dia tsy maintsy manandrana ny fahafatesana. Omena Anareo tanteraka ny valin-kasasaranareo amin’ny Andro fitsanganana. Ka n'iza n'iza nahataka tamin’ny Afobe sy nampidirina ao amin’ny Paradisa, dia tena tafita. Ary tsy inona ny fiainana eto an-tany afa-tsy fahafinaretana miserana feno fitaka.
186۞ لَتُبْلَوُنَّ فِي أَمْوَالِكُمْ وَأَنفُسِكُمْ وَلَتَسْمَعُنَّ مِنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلِكُمْ وَمِنَ الَّذِينَ أَشْرَكُوا أَذًى كَثِيرًا ۚ وَإِن تَصْبِرُوا وَتَتَّقُوا فَإِنَّ ذَٰلِكَ مِنْ عَزْمِ الْأُمُورِ
Tsy maintsy hotsapana Ianareo amin’ny Fanananareo sy ny Tenanareo, ary tsy maintsy haheno teny ratsy maro avy amin’ireo nomena ny Boky teo alohanareo, sy avy amin’ireo mpanompo sampy Ianareo. Ary manàna faharetana Ianareo, sy manàna fatahorana izany no fanapahan-kevitra mahomby indrindra amin’ny raharaha rehetra.
187وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ لَتُبَيِّنُنَّهُ لِلنَّاسِ وَلَا تَكْتُمُونَهُ فَنَبَذُوهُ وَرَاءَ ظُهُورِهِمْ وَاشْتَرَوْا بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۖ فَبِئْسَ مَا يَشْتَرُونَ
Ary raha nandray fanekena tamin’ireo izay nomena ny Boky Izy : “ Aoka Ianareo hanambara izany amin’ny Olombelona rehetra, ary tsy hanafina izany velively ”. Ka nefa nataon’izy ireo tao an-damosiny izany, sy namidiny tamin’ny vidiny ambany dia ambany. Ratsy dia ratsy izany varotra nataon’izy ireo izany !
188لَا تَحْسَبَنَّ الَّذِينَ يَفْرَحُونَ بِمَا أَتَوا وَّيُحِبُّونَ أَن يُحْمَدُوا بِمَا لَمْ يَفْعَلُوا فَلَا تَحْسَبَنَّهُم بِمَفَازَةٍ مِّنَ الْعَذَابِ ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ أَلِيمٌ
Aza mieritreritra Ianao, fa ireo izay faly amin’ny asa ratsy nataon’izy ireo, ary tian’izy ireo ny hoderaina amin’ny asa izay tsy nataon'izy ireo akory; aza mieritreritra mihitsy Ianao, fa izy ireo no ho avotra amin’ny famaizana; fa ho azy ireo ny famaizana mamirifiry !
189وَلِلَّهِ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
An'i Allah irery ihany ny fanjakan'ny lanitra sy ny tany, ary i Allah no mahefa ny zava-drehetra.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
187Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 187

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 187 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nandray fanekena tamin’ireo izay nomena ny Boky Izy…

Surah Andininy 187/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 185–189. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers