Ya-Sina · 63/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
هَٰذِهِ جَهَنَّمُ الَّتِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ ۝٦٣
Haazihee Jahannamul latee kuntum too`adoon
📖 Dikany Malagasy
Indro ny afobe izay nampanantenaina anareo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 61-65 — Surah Ya-Sina

61وَأَنِ اعْبُدُونِي ۚ هَٰذَا صِرَاطٌ مُّسْتَقِيمٌ
Fa hanompo Ahy ianareo ? Izany no lalana mahitsy.
62وَلَقَدْ أَضَلَّ مِنكُمْ جِبِلًّا كَثِيرًا ۖ أَفَلَمْ تَكُونُوا تَعْقِلُونَ
Ary efa namery andiany maro taminareo tokoa izy. Ka moa tsy misaina ve ianareo ?
63هَٰذِهِ جَهَنَّمُ الَّتِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ
Indro ny afobe izay nampanantenaina anareo.
64اصْلَوْهَا الْيَوْمَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Midira ao ianareo androany, nohon'ny tsy finoanareo.
65الْيَوْمَ نَخْتِمُ عَلَىٰ أَفْوَاهِهِمْ وَتُكَلِّمُنَا أَيْدِيهِمْ وَتَشْهَدُ أَرْجُلُهُم بِمَا كَانُوا يَكْسِبُونَ
Amin’izany andro izany, dia hidinay ny vavan’izy ireo, fa ny tanan’izy ireo no hiresaka Aminay, ary ny tongotr’izy ireo no hijoro vavolombelona amin’izay nataony.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Ya-Sina 63

Surah Ya-Sina Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro ny afobe izay nampanantenaina anareo.

Surah Andininy 63/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers