Ya-Sina · 64/83
Fandikana Fanononana — Ya-Sina
اصْلَوْهَا الْيَوْمَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ ۝٦٤
Islawhal Yawma bimaa kuntum takfuroon
📖 Dikany Malagasy
Midira ao ianareo androany, nohon'ny tsy finoanareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 62-66 — Ya-Sina

62وَلَقَدْ أَضَلَّ مِنكُمْ جِبِلًّا كَثِيرًا ۖ أَفَلَمْ تَكُونُوا تَعْقِلُونَ
Ary efa namery andiany maro taminareo tokoa izy. Ka moa tsy misaina ve ianareo ?
63هَٰذِهِ جَهَنَّمُ الَّتِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ
Indro ny afobe izay nampanantenaina anareo.
64اصْلَوْهَا الْيَوْمَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Midira ao ianareo androany, nohon'ny tsy finoanareo.
65الْيَوْمَ نَخْتِمُ عَلَىٰ أَفْوَاهِهِمْ وَتُكَلِّمُنَا أَيْدِيهِمْ وَتَشْهَدُ أَرْجُلُهُم بِمَا كَانُوا يَكْسِبُونَ
Amin’izany andro izany, dia hidinay ny vavan’izy ireo, fa ny tanan’izy ireo no hiresaka Aminay, ary ny tongotr’izy ireo no hijoro vavolombelona amin’izay nataony.
66وَلَوْ نَشَاءُ لَطَمَسْنَا عَلَىٰ أَعْيُنِهِمْ فَاسْتَبَقُوا الصِّرَاطَ فَأَنَّىٰ يُبْصِرُونَ
Ary raha sitrakay, dia nokosehinay tokoa ny mason’izy ireo, ka hihazakazaka eny amin’ny làlana izy ireo. Fa ahoana àry no fomba hahiratan’izy ireo?
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Ya-Sina 64

Surah Ya-Sina Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Midira ao ianareo androany, nohon'ny tsy finoanareo.

Surah Andininy 64/83 — Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ya-Sina Henoy, Ya-Sina Fandikana, Ya-Sina mp3, Ya-Sina pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers