As-Saffat · 30/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
وَمَا كَانَ لَنَا عَلَيْكُم مِّن سُلْطَانٍ ۖ بَلْ كُنتُمْ قَوْمًا طَاغِينَ ۝٣٠
Wa maa kaana lanaa `alaikum min sultaanim bal kuntum qawman taagheen
📖 Dikany Malagasy
Ary izahay dia tsy nanana fahefana taminareo. Fa ianareo kosa dia efa vahoaka mpihoa-pefy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 28-32 — As-Saffat

28قَالُوا إِنَّكُمْ كُنتُمْ تَأْتُونَنَا عَنِ الْيَمِينِ
Hiteny izy ireo hoe : “Tonga taminay tamin’ny fanehoana ny tsara ianareo”.
29قَالُوا بَل لَّمْ تَكُونُوا مُؤْمِنِينَ
Dia hoy izy ireo hoe : “ Ianareo koa aza tsy nino ”.
30وَمَا كَانَ لَنَا عَلَيْكُم مِّن سُلْطَانٍ ۖ بَلْ كُنتُمْ قَوْمًا طَاغِينَ
Ary izahay dia tsy nanana fahefana taminareo. Fa ianareo kosa dia efa vahoaka mpihoa-pefy.
31فَحَقَّ عَلَيْنَا قَوْلُ رَبِّنَا ۖ إِنَّا لَذَائِقُونَ
Ary dia tanteraka aminay àry izao ny tenin’ny Tomponay, ka hanandrana (famaizana) tokoa izahay
32فَأَغْوَيْنَاكُمْ إِنَّا كُنَّا غَاوِينَ
Nofitahinay tokoa ianareo fa raha ny marina dia izahay mihitsy no efa very lalana.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — As-Saffat 30

Surah As-Saffat Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary izahay dia tsy nanana fahefana taminareo. Fa ianareo kosa…

Surah Andininy 30/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers