As-Saffat · 29/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
قَالُوا بَل لَّمْ تَكُونُوا مُؤْمِنِينَ ۝٢٩
Qaaloo bal lam takoonoo mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Dia hoy izy ireo hoe : “ Ianareo koa aza tsy nino ”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 27-31 — As-Saffat

27وَأَقْبَلَ بَعْضُهُمْ عَلَىٰ بَعْضٍ يَتَسَاءَلُونَ
Ary hifampitodika izy ireo hifanontany
28قَالُوا إِنَّكُمْ كُنتُمْ تَأْتُونَنَا عَنِ الْيَمِينِ
Hiteny izy ireo hoe : “Tonga taminay tamin’ny fanehoana ny tsara ianareo”.
29قَالُوا بَل لَّمْ تَكُونُوا مُؤْمِنِينَ
Dia hoy izy ireo hoe : “ Ianareo koa aza tsy nino ”.
30وَمَا كَانَ لَنَا عَلَيْكُم مِّن سُلْطَانٍ ۖ بَلْ كُنتُمْ قَوْمًا طَاغِينَ
Ary izahay dia tsy nanana fahefana taminareo. Fa ianareo kosa dia efa vahoaka mpihoa-pefy.
31فَحَقَّ عَلَيْنَا قَوْلُ رَبِّنَا ۖ إِنَّا لَذَائِقُونَ
Ary dia tanteraka aminay àry izao ny tenin’ny Tomponay, ka hanandrana (famaizana) tokoa izahay
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
29Andininy

Fandikana — As-Saffat 29

Surah As-Saffat Andininy 29 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hoy izy ireo hoe : “ Ianareo koa aza…

Surah Andininy 29/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 27–31. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers