Sady · 1/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
ص ۚ وَالْقُرْآنِ ذِي الذِّكْرِ ۝١
Saaad; wal-Qur-aani ziz zikr
📖 Dikany Malagasy
Swád, Mianiana amin’ny Koroany, izay manana laza amam-boninahitra Aho !

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Sady

1ص ۚ وَالْقُرْآنِ ذِي الذِّكْرِ
Swád, Mianiana amin’ny Koroany, izay manana laza amam-boninahitra Aho !
2بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا فِي عِزَّةٍ وَشِقَاقٍ
Raha ny tena marina dia ireo izay tsy nino no ao anatin’ny fiavonavonana sy fizarazarana tanteraka.
3كَمْ أَهْلَكْنَا مِن قَبْلِهِم مِّن قَرْنٍ فَنَادَوا وَّلَاتَ حِينَ مَنَاصٍ
Firifiry tamin’ny taranaka talohan’izy ireo no naringanay ka nihiaka mafy izy ireo tamin’ny fotoana efa tsy azo nandosirana intsony?
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Sady 1

Surah Sady Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Swád, Mianiana amin’ny Koroany, izay manana laza amam-boninahitra Aho !

Surah Andininy 1/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers