Az-Zumar · 36/75
Fandikana Fanononana — Az-Zumar
أَلَيْسَ اللَّهُ بِكَافٍ عَبْدَهُ ۖ وَيُخَوِّفُونَكَ بِالَّذِينَ مِن دُونِهِ ۚ وَمَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِنْ هَادٍ ۝٣٦
Alaisal laahu bikaafin `abdahoo wa yukhawwi foonaka billazeena min doonih; wa mai yudlilil laahu famaa lahoo min haad
📖 Dikany Malagasy
Tsy ampy ho an’ny mpanompony ve I Allah ? Ka hampitahorin’izy ireo amin’izay ankoatra Azy ianao, fa izay verezin’I Allah lalana, dia tsy hanana mpitarika.

🎧 Henoy


📜 Andininy 34-38 — Az-Zumar

34لَهُم مَّا يَشَاءُونَ عِندَ رَبِّهِمْ ۚ ذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ
Hahazo izay rehetra tadiaviny eo anatrehan’ny Tompony izy ireo, izany no valisoan’ireo mpanao asa soa;
35لِيُكَفِّرَ اللَّهُ عَنْهُمْ أَسْوَأَ الَّذِي عَمِلُوا وَيَجْزِيَهُمْ أَجْرَهُم بِأَحْسَنِ الَّذِي كَانُوا يَعْمَلُونَ
Mba hamafan’I Allah ny ratsy indrindra nataony, sy hamalian'ny soa azy ireo, araka izay tsara indrindra nataony.
36أَلَيْسَ اللَّهُ بِكَافٍ عَبْدَهُ ۖ وَيُخَوِّفُونَكَ بِالَّذِينَ مِن دُونِهِ ۚ وَمَن يُضْلِلِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِنْ هَادٍ
Tsy ampy ho an’ny mpanompony ve I Allah ? Ka hampitahorin’izy ireo amin’izay ankoatra Azy ianao, fa izay verezin’I Allah lalana, dia tsy hanana mpitarika.
37وَمَن يَهْدِ اللَّهُ فَمَا لَهُ مِن مُّضِلٍّ ۗ أَلَيْسَ اللَّهُ بِعَزِيزٍ ذِي انتِقَامٍ
Izay tarihin’I Allah lalana, dia tsy misy na iza na iza afaka hamily lalana azy. Moa tsy I Allah no Tsitoha, sy Tompon’ny famalian-keloka?
38وَلَئِن سَأَلْتَهُم مَّنْ خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ لَيَقُولُنَّ اللَّهُ ۚ قُلْ أَفَرَأَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ إِنْ أَرَادَنِيَ اللَّهُ بِضُرٍّ هَلْ هُنَّ كَاشِفَاتُ ضُرِّهِ أَوْ أَرَادَنِي بِرَحْمَةٍ هَلْ هُنَّ مُمْسِكَاتُ رَحْمَتِهِ ۚ قُلْ حَسْبِيَ اللَّهُ ۖ عَلَيْهِ يَتَوَكَّلُ الْمُتَوَكِّلُونَ
Raha anontanianao izy ireo hoe : “Iza no nahary ny lanitra sy ny tany ?”. Dia hiteny tokoa izy ireo hoe : “Allah”. Lazao hoe: “Moa hitanareo ve izay italahoanareo ivelan’I Allah, raha te-hanisy ratsy ahy I Allah, moa afaka hampitsahatra izany ve izy ireo? Na te-hamindra fo amiko Izy, moa afaka hitazona izany famindram-po izany ve izy ireo?”. Lazao hoe: “Ampy ahy I Allah, Aminy no hanakinan’ ireo mpiantehatra ny fianteherany”.
Az-ZumarFizahan-takila Koraña
75Andininy
MeccanRevelation
36Andininy

Fandikana — Az-Zumar 36

Surah Az-Zumar Andininy 36 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy ampy ho an’ny mpanompony ve I Allah ? Ka…

Surah Andininy 36/75 — Az-Zumar الزمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Az-Zumar Henoy, Az-Zumar Fandikana, Az-Zumar mp3, Az-Zumar pdf. Andininy 34–38. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers