Ash-Shura · 5/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
تَكَادُ السَّمَاوَاتُ يَتَفَطَّرْنَ مِن فَوْقِهِنَّ ۚ وَالْمَلَائِكَةُ يُسَبِّحُونَ بِحَمْدِ رَبِّهِمْ وَيَسْتَغْفِرُونَ لِمَن فِي الْأَرْضِ ۗ أَلَا إِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ ۝٥
Takaadus samaawaatu yatafattarna min fawqihinn; walmalaaa`ikatu yusabbihoona bihamdi Rabbihim wa yastaghfiroona liman fil ard; alaaa innal laaha huwal Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Zara tsy mitriatra avy eny amin’ny tampony aza ny lanitra, rehefa mankalaza ny Fiderana ny Tompony ireo Anjely, ary mangataka famelan-keloka ho an’ireo ety an-tany. Hamafisina, fa Allah no ilay Mpamela heloka, ilay be indrafo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 3-7 — Ash-Shura

3كَذَٰلِكَ يُوحِي إِلَيْكَ وَإِلَى الَّذِينَ مِن قَبْلِكَ اللَّهُ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Toy izany no anaovan’I Allah, ilay Tsitoha, ilay be Fahendrena, fanambarana, tahaka izay nataoNy tamin’ireo talohanao.
4لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۖ وَهُوَ الْعَلِيُّ الْعَظِيمُ
Azy, izay any an-danitra sy ety an-tany. Fa Izy no ilay Ambony indrindra, ilay Lehibe indrindra.
5تَكَادُ السَّمَاوَاتُ يَتَفَطَّرْنَ مِن فَوْقِهِنَّ ۚ وَالْمَلَائِكَةُ يُسَبِّحُونَ بِحَمْدِ رَبِّهِمْ وَيَسْتَغْفِرُونَ لِمَن فِي الْأَرْضِ ۗ أَلَا إِنَّ اللَّهَ هُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Zara tsy mitriatra avy eny amin’ny tampony aza ny lanitra, rehefa mankalaza ny Fiderana ny Tompony ireo Anjely, ary mangataka famelan-keloka ho an’ireo ety an-tany. Hamafisina, fa Allah no ilay Mpamela heloka, ilay be indrafo.
6وَالَّذِينَ اتَّخَذُوا مِن دُونِهِ أَوْلِيَاءَ اللَّهُ حَفِيظٌ عَلَيْهِمْ وَمَا أَنتَ عَلَيْهِم بِوَكِيلٍ
Fa ireo izay maka mpiahy ankoatra Azy, dia manara-maso izay ataon’izy ireo Allah. Ary tsy mpiantoka azy ireo ianao.
7وَكَذَٰلِكَ أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لِّتُنذِرَ أُمَّ الْقُرَىٰ وَمَنْ حَوْلَهَا وَتُنذِرَ يَوْمَ الْجَمْعِ لَا رَيْبَ فِيهِ ۚ فَرِيقٌ فِي الْجَنَّةِ وَفَرِيقٌ فِي السَّعِيرِ
Toy izany no nanambaraNay taminao ny Koroany amin’ny teny arabo, mba hampitandremanao ilay renivohitra (Lameka) sy ny manodidina azy, ary hampitandremanao ny amin’ilay andro famoriana; izay tsy isalasalana. Misy andiany ho any amin'ny Paradisa, ary andiany hafa ho any amin’ny afo mamaivay.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Ash-Shura 5

Surah Ash-Shura Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Zara tsy mitriatra avy eny amin’ny tampony aza ny lanitra,…

Surah Andininy 5/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers