Mohammady · 1/38
Fandikana Fanononana — Surah Mohammady
الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ أَضَلَّ أَعْمَالَهُمْ ۝١
Allazeena kafaroo wa saddoo`an sabeelil laahi adalla a`maalahum
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay tsy nino ka nisakana ny lalan’I Allah, dia nataony very maina ny asan’izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Mohammady

1الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ أَضَلَّ أَعْمَالَهُمْ
Ireo izay tsy nino ka nisakana ny lalan’I Allah, dia nataony very maina ny asan’izy ireo.
2وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ وَآمَنُوا بِمَا نُزِّلَ عَلَىٰ مُحَمَّدٍ وَهُوَ الْحَقُّ مِن رَّبِّهِمْ ۙ كَفَّرَ عَنْهُمْ سَيِّئَاتِهِمْ وَأَصْلَحَ بَالَهُمْ
Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa, ary nino izay nampidinina tamin’i Mohammady, fa izany no fahamarinana avy amin’nyTompon’izy ireo, dia ho fafana ny asa ratsin’izy ireo, ary hatsaraina ny fiainan’izy ireo.
3ذَٰلِكَ بِأَنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا اتَّبَعُوا الْبَاطِلَ وَأَنَّ الَّذِينَ آمَنُوا اتَّبَعُوا الْحَقَّ مِن رَّبِّهِمْ ۚ كَذَٰلِكَ يَضْرِبُ اللَّهُ لِلنَّاسِ أَمْثَالَهُمْ
Ny anton’izany satria nanaraka ny diso ireo izay tsy nino, fa nanaraka ny marina avy amin’ny Tompony kosa izay nino. Toy izany no anehoan’I Allah ireo fanoharana amin’ny olombelona.
MohammadyFizahan-takila Koraña
38Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — Mohammady 1

Surah Mohammady Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay tsy nino ka nisakana ny lalan’I Allah, dia…

Surah Andininy 1/38 — Surah Mohammady محمد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Mohammady Henoy, Surah Mohammady Fandikana, Surah Mohammady mp3, Surah Mohammady pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers