Al-Fath · 3/29
Fandikana Fanononana — Al-Fath
وَيَنصُرَكَ اللَّهُ نَصْرًا عَزِيزًا ۝٣
Wa yansurakal laahu nasran `azeezaa
📖 Dikany Malagasy
Ary homen’I Allah anao ny famonjena matanjaka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Al-Fath

1إِنَّا فَتَحْنَا لَكَ فَتْحًا مُّبِينًا
Marina tokoa fa nomenay fandresena miezinezina ianao.
2لِّيَغْفِرَ لَكَ اللَّهُ مَا تَقَدَّمَ مِن ذَنبِكَ وَمَا تَأَخَّرَ وَيُتِمَّ نِعْمَتَهُ عَلَيْكَ وَيَهْدِيَكَ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا
Mba hamelan’I Allah izay mety ho fahadisoanao, na tamin’ny lasa izany na ny ho avy; sy hamenoany ny fahasoavany aminao, dia tarihany any amin’ny lalana mahitsy hatrany ianao ;
3وَيَنصُرَكَ اللَّهُ نَصْرًا عَزِيزًا
Ary homen’I Allah anao ny famonjena matanjaka.
4هُوَ الَّذِي أَنزَلَ السَّكِينَةَ فِي قُلُوبِ الْمُؤْمِنِينَ لِيَزْدَادُوا إِيمَانًا مَّعَ إِيمَانِهِمْ ۗ وَلِلَّهِ جُنُودُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَلِيمًا حَكِيمًا
Izy no nampidina ny fahatoniana tao am-pon’ireo mpino mba hampitombo ny finoana efa ao amin’izy ireo. An’I Allah ny tafikin'ny lanitra sy ny tany; ary mahafantatra ny zavatra rehetra sy be fahendrena Allah.
5لِّيُدْخِلَ الْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا وَيُكَفِّرَ عَنْهُمْ سَيِّئَاتِهِمْ ۚ وَكَانَ ذَٰلِكَ عِندَ اللَّهِ فَوْزًا عَظِيمًا
Mba ho ampidirana ireo mpino lahy sy vavy ao amin’ireo zaridaina misy renirano mikoriana eo ambaniny, izay hipetrahan’izy ireo mandrakizay, ary hamafany ny asa ratsin’izy ireo. Fahombiazana lehibe tokoa izany eo anatrehan’ny tompo Allah.
Al-FathFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Fath 3

Surah Al-Fath Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary homen’I Allah anao ny famonjena matanjaka.

Surah Andininy 3/29 — Al-Fath الفتح (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Fath Henoy, Al-Fath Fandikana, Al-Fath mp3, Al-Fath pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers