Al-Maidah · 84/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
وَمَا لَنَا لَا نُؤْمِنُ بِاللَّهِ وَمَا جَاءَنَا مِنَ الْحَقِّ وَنَطْمَعُ أَن يُدْخِلَنَا رَبُّنَا مَعَ الْقَوْمِ الصَّالِحِينَ ۝٨٤
Wa maa lanaa laa nu`minu billaahi wa maa jaaa`anaa minal haqqi wa natma`u ai yudkhilanaa Rabbunaa ma`al qawmis saaliheen
📖 Dikany Malagasy
Ary ahoana izahay no tsy hino an’I Allah sy ny marina izay tonga aminay. Nefa izahay dia maniry ny mba hampidirin’ny Tomponay miaraka amin’ireo vahoaka mendrika?
🎧 Henoy

📜 Andininy 82-86 — Al-Maidah

82۞ لَتَجِدَنَّ أَشَدَّ النَّاسِ عَدَاوَةً لِّلَّذِينَ آمَنُوا الْيَهُودَ وَالَّذِينَ أَشْرَكُوا ۖ وَلَتَجِدَنَّ أَقْرَبَهُم مَّوَدَّةً لِّلَّذِينَ آمَنُوا الَّذِينَ قَالُوا إِنَّا نَصَارَىٰ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّ مِنْهُمْ قِسِّيسِينَ وَرُهْبَانًا وَأَنَّهُمْ لَا يَسْتَكْبِرُونَ
Ho hitanao fa ny olona tena mandray ireo izay mino ho fahavalo dia ny jiosy sy ireo izay manompo sampy. Ary ho hitanao fa ireo izay tena akaiky ireo mpino amin’ny fifankatiavana dia ireo izay miteny hoe : “Izahay dia kristianina”. Izany dia satria misy amin’izy ireo no pretra na pasitora, sy relijiozy, ary tsy manambony tena mihitsy izy ireo.
83وَإِذَا سَمِعُوا مَا أُنزِلَ إِلَى الرَّسُولِ تَرَىٰ أَعْيُنَهُمْ تَفِيضُ مِنَ الدَّمْعِ مِمَّا عَرَفُوا مِنَ الْحَقِّ ۖ يَقُولُونَ رَبَّنَا آمَنَّا فَاكْتُبْنَا مَعَ الشَّاهِدِينَ
Ary rehefa maheno izay nampidinina tamin’ilay Iraka izy ireo, dia hitanao fa kotsan-dranomaso ny mason’izy ireo noho ny fahafantaran’izy ireo ny fahamarinana. Miteny izy ireo hoe : "Ry Tomponay o! Mino izahay ka soraty miaraka amin’ireo mpijoro vavolombelona izahay.
84وَمَا لَنَا لَا نُؤْمِنُ بِاللَّهِ وَمَا جَاءَنَا مِنَ الْحَقِّ وَنَطْمَعُ أَن يُدْخِلَنَا رَبُّنَا مَعَ الْقَوْمِ الصَّالِحِينَ
Ary ahoana izahay no tsy hino an’I Allah sy ny marina izay tonga aminay. Nefa izahay dia maniry ny mba hampidirin’ny Tomponay miaraka amin’ireo vahoaka mendrika?
85فَأَثَابَهُمُ اللَّهُ بِمَا قَالُوا جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ
Ka hamaly soa azy ireo i Allah tamin'izay notenenin’izy ireo, dia zaridaina maro misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary izany no valisoan’ireo mpanao soa.
86وَالَّذِينَ كَفَرُوا وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَحِيمِ
Ary ireo izay tsy mino sy mampandainga ireo fanambaranay, izy ireny no olon’ny afobe.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
84Andininy

Fandikana — Al-Maidah 84

Surah Al-Maidah Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ahoana izahay no tsy hino an’I Allah sy ny…

Surah Andininy 84/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers