Al-Maidah · 85/120
Fandikana Fanononana — Surah Al-Maidah
فَأَثَابَهُمُ اللَّهُ بِمَا قَالُوا جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ ۝٨٥
Fa asaabahumul laahu bimaa qaaloo Jannnaatin tajree min tahtihal anhaaru khaalideena feehaa; wa zaalika jazaaa`ul muhsineen
📖 Dikany Malagasy
Ka hamaly soa azy ireo i Allah tamin'izay notenenin’izy ireo, dia zaridaina maro misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary izany no valisoan’ireo mpanao soa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 83-87 — Surah Al-Maidah

83وَإِذَا سَمِعُوا مَا أُنزِلَ إِلَى الرَّسُولِ تَرَىٰ أَعْيُنَهُمْ تَفِيضُ مِنَ الدَّمْعِ مِمَّا عَرَفُوا مِنَ الْحَقِّ ۖ يَقُولُونَ رَبَّنَا آمَنَّا فَاكْتُبْنَا مَعَ الشَّاهِدِينَ
Ary rehefa maheno izay nampidinina tamin’ilay Iraka izy ireo, dia hitanao fa kotsan-dranomaso ny mason’izy ireo noho ny fahafantaran’izy ireo ny fahamarinana. Miteny izy ireo hoe : "Ry Tomponay o! Mino izahay ka soraty miaraka amin’ireo mpijoro vavolombelona izahay.
84وَمَا لَنَا لَا نُؤْمِنُ بِاللَّهِ وَمَا جَاءَنَا مِنَ الْحَقِّ وَنَطْمَعُ أَن يُدْخِلَنَا رَبُّنَا مَعَ الْقَوْمِ الصَّالِحِينَ
Ary ahoana izahay no tsy hino an’I Allah sy ny marina izay tonga aminay. Nefa izahay dia maniry ny mba hampidirin’ny Tomponay miaraka amin’ireo vahoaka mendrika?
85فَأَثَابَهُمُ اللَّهُ بِمَا قَالُوا جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ الْمُحْسِنِينَ
Ka hamaly soa azy ireo i Allah tamin'izay notenenin’izy ireo, dia zaridaina maro misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary izany no valisoan’ireo mpanao soa.
86وَالَّذِينَ كَفَرُوا وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَحِيمِ
Ary ireo izay tsy mino sy mampandainga ireo fanambaranay, izy ireny no olon’ny afobe.
87يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تُحَرِّمُوا طَيِّبَاتِ مَا أَحَلَّ اللَّهُ لَكُمْ وَلَا تَعْتَدُوا ۚ إِنَّ اللَّهَ لَا يُحِبُّ الْمُعْتَدِينَ
Ianareo mpino kosa! Aza mandrara ireo tsara amin’izay tsy nampifadian’i Allah taminareo ianareo ary aza mandika lalàna. Tena marina fa Allah dia tsy tia ireo mpandika lalàna.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
85Andininy

Fandikana — Al-Maidah 85

Surah Al-Maidah Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka hamaly soa azy ireo i Allah tamin'izay notenenin’izy ireo,…

Surah Andininy 85/120 — Surah Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Maidah Henoy, Surah Al-Maidah Fandikana, Surah Al-Maidah mp3, Surah Al-Maidah pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers