Qafy · 32/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِكُلِّ أَوَّابٍ حَفِيظٍ ۝٣٢
Haaza maa too`adoona likulli awwaabin hafeez
📖 Dikany Malagasy
“Indro ilay nampanantenana anareo, ho an’izay rehetra feno fanenenana sy mitandrina,"

🎧 Henoy


📜 Andininy 30-34 — Surah Qafy

30يَوْمَ نَقُولُ لِجَهَنَّمَ هَلِ امْتَلَأْتِ وَتَقُولُ هَلْ مِن مَّزِيدٍ
Amin’ny andro hilazanay amin’ny afobe hoe : “Feno va ianao ?”.Dia hamaly izy hoe : “ Mbola misy ihany va ?".
31وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ غَيْرَ بَعِيدٍ
Hampanatonina akaikin’ireo vonto-pinoana ny Paradisa.
32هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِكُلِّ أَوَّابٍ حَفِيظٍ
“Indro ilay nampanantenana anareo, ho an’izay rehetra feno fanenenana sy mitandrina,"
33مَّنْ خَشِيَ الرَّحْمَٰنَ بِالْغَيْبِ وَجَاءَ بِقَلْبٍ مُّنِيبٍ
Izay matahotra ilay be fiantrana, na dia tsy hitany aza, ary tonga amin’ny fo feno fanekena.
34ادْخُلُوهَا بِسَلَامٍ ۖ ذَٰلِكَ يَوْمُ الْخُلُودِ
"Midira ao am-piadanana ianareo ”. Izany no andro tsy manam-petra !
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
32Andininy

Fandikana — Qafy 32

Surah Qafy Andininy 32 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “Indro ilay nampanantenana anareo, ho an’izay rehetra feno fanenenana sy…

Surah Andininy 32/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 30–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers