Qafy · 31/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ غَيْرَ بَعِيدٍ ۝٣١
Wa uzlifatil jannatu lil muttaqeena ghaira ba`eed
📖 Dikany Malagasy
Hampanatonina akaikin’ireo vonto-pinoana ny Paradisa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 29-33 — Surah Qafy

29مَا يُبَدَّلُ الْقَوْلُ لَدَيَّ وَمَا أَنَا بِظَلَّامٍ لِّلْعَبِيدِ
Tsy miova ny teny avy Amiko, ary tsy manao tsindry hazo lena amin’ireo mpanompo mihitsy Aho.
30يَوْمَ نَقُولُ لِجَهَنَّمَ هَلِ امْتَلَأْتِ وَتَقُولُ هَلْ مِن مَّزِيدٍ
Amin’ny andro hilazanay amin’ny afobe hoe : “Feno va ianao ?”.Dia hamaly izy hoe : “ Mbola misy ihany va ?".
31وَأُزْلِفَتِ الْجَنَّةُ لِلْمُتَّقِينَ غَيْرَ بَعِيدٍ
Hampanatonina akaikin’ireo vonto-pinoana ny Paradisa.
32هَٰذَا مَا تُوعَدُونَ لِكُلِّ أَوَّابٍ حَفِيظٍ
“Indro ilay nampanantenana anareo, ho an’izay rehetra feno fanenenana sy mitandrina,"
33مَّنْ خَشِيَ الرَّحْمَٰنَ بِالْغَيْبِ وَجَاءَ بِقَلْبٍ مُّنِيبٍ
Izay matahotra ilay be fiantrana, na dia tsy hitany aza, ary tonga amin’ny fo feno fanekena.
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
31Andininy

Fandikana — Qafy 31

Surah Qafy Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hampanatonina akaikin’ireo vonto-pinoana ny Paradisa.

Surah Andininy 31/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers