Qafy · 45/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ ۖ وَمَا أَنتَ عَلَيْهِم بِجَبَّارٍ ۖ فَذَكِّرْ بِالْقُرْآنِ مَن يَخَافُ وَعِيدِ ۝٤٥
Nahnu a`lamu bimaa yaqooloona wa maaa anta `alihim bijabbaarin fazakkir bil quraani many yakhaafu wa`eed
📖 Dikany Malagasy
Fantatray tsara tokoa izay lazain’izy ireo. Tsy ny hanery azy ireo no nanirahana anao. Fa antsoy amin’ny alalan’ny Koroany àry izay matahotra ny fampitandremako.

🎧 Henoy


📜 Andininy 43-45 — Surah Qafy

43إِنَّا نَحْنُ نُحْيِي وَنُمِيتُ وَإِلَيْنَا الْمَصِيرُ
Izahay no manome ny aina sy ny fahafatesana, ary any Aminay no fiafarana,
44يَوْمَ تَشَقَّقُ الْأَرْضُ عَنْهُمْ سِرَاعًا ۚ ذَٰلِكَ حَشْرٌ عَلَيْنَا يَسِيرٌ
Amin’andro izay hampitresaka ny tany dia hivoaka haingana avy ao izy ireo. Fanangonana mora ho Anay tokoa izany.
45نَّحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَقُولُونَ ۖ وَمَا أَنتَ عَلَيْهِم بِجَبَّارٍ ۖ فَذَكِّرْ بِالْقُرْآنِ مَن يَخَافُ وَعِيدِ
Fantatray tsara tokoa izay lazain’izy ireo. Tsy ny hanery azy ireo no nanirahana anao. Fa antsoy amin’ny alalan’ny Koroany àry izay matahotra ny fampitandremako.
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
45Andininy

Fandikana — Qafy 45

Surah Qafy Andininy 45 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fantatray tsara tokoa izay lazain’izy ireo. Tsy ny hanery azy…

Surah Andininy 45/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 43–45. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers