At-Toury · 10/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
وَتَسِيرُ الْجِبَالُ سَيْرًا ۝١٠
Wa taseerul jibaalu sairaa
📖 Dikany Malagasy
Ary andehanan’ireo tendrombohitra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah At-Toury

8مَّا لَهُ مِن دَافِعٍ
Tsy misy afaka hisakana izany.
9يَوْمَ تَمُورُ السَّمَاءُ مَوْرًا
Amin’ny andro hampikorontana tanteraka ny lanitra.
10وَتَسِيرُ الْجِبَالُ سَيْرًا
Ary andehanan’ireo tendrombohitra.
11فَوَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny famantarana avy amin’Allah)
12الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — At-Toury 10

Surah At-Toury Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary andehanan’ireo tendrombohitra.

Surah Andininy 10/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers