At-Toury · 11/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
فَوَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ ۝١١
Fawailuny yawma `izil lil mukaazzibeen
📖 Dikany Malagasy
Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny famantarana avy amin’Allah)

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 9-13 — Surah At-Toury

9يَوْمَ تَمُورُ السَّمَاءُ مَوْرًا
Amin’ny andro hampikorontana tanteraka ny lanitra.
10وَتَسِيرُ الْجِبَالُ سَيْرًا
Ary andehanan’ireo tendrombohitra.
11فَوَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny famantarana avy amin’Allah)
12الَّذِينَ هُمْ فِي خَوْضٍ يَلْعَبُونَ
Ireo izay nandany andro amin’ny resaka tsy misy antony,
13يَوْمَ يُدَعُّونَ إِلَىٰ نَارِ جَهَنَّمَ دَعًّا
Amin’ny andro izay hanosehana azy ireo an-keriny, ho any amin’ny afon’ny helo.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — At-Toury 11

Surah At-Toury Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’izany andro izany, dia loza ho an’ireo nilaza lainga (ny…

Surah Andininy 11/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers