At-Toury · 40/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
أَمْ تَسْأَلُهُمْ أَجْرًا فَهُم مِّن مَّغْرَمٍ مُّثْقَلُونَ ۝٤٠
Am tas`aluhum ajran fahum mim maghramim musqaloon
📖 Dikany Malagasy
Sa mangataka tambiny amin’izy ireo va ianao, hany ka vesan-trosa maro izy ireo ?

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 38-42 — Surah At-Toury

38أَمْ لَهُمْ سُلَّمٌ يَسْتَمِعُونَ فِيهِ ۖ فَلْيَأْتِ مُسْتَمِعُهُم بِسُلْطَانٍ مُّبِينٍ
Manana tohatra enti-mihaino va izy ireo ? Koa aoka izay nihaino tamin’izy ireo hitondra porofo mazava !
39أَمْ لَهُ الْبَنَاتُ وَلَكُمُ الْبَنُونَ
Manan-janaka vavy va Allah, fa ny anareo kosa zanaka lahy ?
40أَمْ تَسْأَلُهُمْ أَجْرًا فَهُم مِّن مَّغْرَمٍ مُّثْقَلُونَ
Sa mangataka tambiny amin’izy ireo va ianao, hany ka vesan-trosa maro izy ireo ?
41أَمْ عِندَهُمُ الْغَيْبُ فَهُمْ يَكْتُبُونَ
Sa mahafantatra ny zava-miafina va izy ireo, ka manao izany an-tsoratra ?
42أَمْ يُرِيدُونَ كَيْدًا ۖ فَالَّذِينَ كَفَرُوا هُمُ الْمَكِيدُونَ
Sa mitady hanao tetika va izy ireo ? Saingy izay tsy mino ihany no ho voan’ny tetika ataony.
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — At-Toury 40

Surah At-Toury Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa mangataka tambiny amin’izy ireo va ianao, hany ka vesan-trosa…

Surah Andininy 40/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers