At-Toury · 41/49
Fandikana Fanononana — Surah At-Toury
أَمْ عِندَهُمُ الْغَيْبُ فَهُمْ يَكْتُبُونَ ٤١
Transliteration
Am `indahumul ghaibu fahum yaktuboon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Sa mahafantatra ny zava-miafina va izy ireo, ka manao izany an-tsoratra ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 39-43 — Surah At-Toury
39أَمْ لَهُ الْبَنَاتُ وَلَكُمُ الْبَنُونَ
Manan-janaka vavy va Allah, fa ny anareo kosa zanaka lahy ?
40أَمْ تَسْأَلُهُمْ أَجْرًا فَهُم مِّن مَّغْرَمٍ مُّثْقَلُونَ
Sa mangataka tambiny amin’izy ireo va ianao, hany ka vesan-trosa maro izy ireo ?
41أَمْ عِندَهُمُ الْغَيْبُ فَهُمْ يَكْتُبُونَ
Sa mahafantatra ny zava-miafina va izy ireo, ka manao izany an-tsoratra ?
42أَمْ يُرِيدُونَ كَيْدًا ۖ فَالَّذِينَ كَفَرُوا هُمُ الْمَكِيدُونَ
Sa mitady hanao tetika va izy ireo ? Saingy izay tsy mino ihany no ho voan’ny tetika ataony.
43أَمْ لَهُمْ إِلَٰهٌ غَيْرُ اللَّهِ ۚ سُبْحَانَ اللَّهِ عَمَّا يُشْرِكُونَ
Sa manana andriamanitra hafa ankoatra an’I Allah va izy ireo ? Voninahitra anie ho an’I Allah, ary feno fahadiovana amin’izay natambatr’izy ireo Aminy izy !
At-TouryFizahan-takila Koraña
49Andininy
MeccanRevelation
41Andininy
Fandikana — At-Toury 41
Surah At-Toury Andininy 41 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sa mahafantatra ny zava-miafina va izy ireo, ka manao izany…Surah Andininy 41/49 — Surah At-Toury الطور (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Toury Henoy, Surah At-Toury Fandikana, Surah At-Toury mp3, Surah At-Toury pdf. Andininy 39–43. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








