An-Najm · 16/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
إِذْ يَغْشَى السِّدْرَةَ مَا يَغْشَىٰ ۝١٦
Iz yaghshas sidrata maa yaghshaa
📖 Dikany Malagasy
Tamin’ny fotoana izay nahasarona ny hazo na mokonazy, tamin’izay nandrakotra azy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah An-Najm

14عِندَ سِدْرَةِ الْمُنتَهَىٰ
Teo akaikin'ny Sidratoul-mountaha.
15عِندَهَا جَنَّةُ الْمَأْوَىٰ
Eo akaikiny no misy ny zaridainan’ny fialofana (mandrakizay).
16إِذْ يَغْشَى السِّدْرَةَ مَا يَغْشَىٰ
Tamin’ny fotoana izay nahasarona ny hazo na mokonazy, tamin’izay nandrakotra azy.
17مَا زَاغَ الْبَصَرُ وَمَا طَغَىٰ
Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.
18لَقَدْ رَأَىٰ مِنْ آيَاتِ رَبِّهِ الْكُبْرَىٰ
Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — An-Najm 16

Surah An-Najm Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tamin’ny fotoana izay nahasarona ny hazo na mokonazy, tamin’izay nandrakotra…

Surah Andininy 16/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers