An-Najm · 17/62
Fandikana Fanononana — Surah An-Najm
مَا زَاغَ الْبَصَرُ وَمَا طَغَىٰ ۝١٧
Maa zaaghal basaru wa maa taghaa
📖 Dikany Malagasy
Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah An-Najm

15عِندَهَا جَنَّةُ الْمَأْوَىٰ
Eo akaikiny no misy ny zaridainan’ny fialofana (mandrakizay).
16إِذْ يَغْشَى السِّدْرَةَ مَا يَغْشَىٰ
Tamin’ny fotoana izay nahasarona ny hazo na mokonazy, tamin’izay nandrakotra azy.
17مَا زَاغَ الْبَصَرُ وَمَا طَغَىٰ
Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.
18لَقَدْ رَأَىٰ مِنْ آيَاتِ رَبِّهِ الْكُبْرَىٰ
Hitany tokoa ny sasany tamin’ireo fahagagana lehibe avy amin’ny Tompony.
19أَفَرَأَيْتُمُ اللَّاتَ وَالْعُزَّىٰ
Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — An-Najm 17

Surah An-Najm Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy nivily ny fahitany na nihoatra ny tokony ho izy.

Surah Andininy 17/62 — Surah An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Najm Henoy, Surah An-Najm Fandikana, Surah An-Najm mp3, Surah An-Najm pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers