Al-Qamar · 48/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
يَوْمَ يُسْحَبُونَ فِي النَّارِ عَلَىٰ وُجُوهِهِمْ ذُوقُوا مَسَّ سَقَرَ ۝٤٨
Yawma yushaboona fin Naari`alaa wujoohimim zooqoo massa saqar
📖 Dikany Malagasy
Ny andro hitaritarihana azy ireo amin’ny tarehiny ao amin’ny afo (dia ho lazaina aminy hoe) : “Andramo ny fikasihana ny afobe.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 46-50 — Al-Qamar

46بَلِ السَّاعَةُ مَوْعِدُهُمْ وَالسَّاعَةُ أَدْهَىٰ وَأَمَرُّ
Fa ny Ora no hifamotoanan’izy ireo ka hahatsiravina tokoa ilay Orano sady hangidy.
47إِنَّ الْمُجْرِمِينَ فِي ضَلَالٍ وَسُعُرٍ
Anatin’ny fahaverezana sy ny hadalana tokoa ireo mpanao ratsy.
48يَوْمَ يُسْحَبُونَ فِي النَّارِ عَلَىٰ وُجُوهِهِمْ ذُوقُوا مَسَّ سَقَرَ
Ny andro hitaritarihana azy ireo amin’ny tarehiny ao amin’ny afo (dia ho lazaina aminy hoe) : “Andramo ny fikasihana ny afobe.”
49إِنَّا كُلَّ شَيْءٍ خَلَقْنَاهُ بِقَدَرٍ
Nahary ny zavatra rehetra amin’ny antony Izahay.
50وَمَا أَمْرُنَا إِلَّا وَاحِدَةٌ كَلَمْحٍ بِالْبَصَرِ
Ary tokana ihany ny baikonay toy ny indray mipi-maso.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
48Andininy

Fandikana — Al-Qamar 48

Surah Al-Qamar Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny andro hitaritarihana azy ireo amin’ny tarehiny ao amin’ny afo…

Surah Andininy 48/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers