Al-Qamar · 47/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
إِنَّ الْمُجْرِمِينَ فِي ضَلَالٍ وَسُعُرٍ ۝٤٧
Innal mujrimeena fee dalaalinw wa su`ur
📖 Dikany Malagasy
Anatin’ny fahaverezana sy ny hadalana tokoa ireo mpanao ratsy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 45-49 — Al-Qamar

45سَيُهْزَمُ الْجَمْعُ وَيُوَلُّونَ الدُّبُرَ
Ho rava tsy ho ela ny fitambaran’izy ireo, ka samy handositra.
46بَلِ السَّاعَةُ مَوْعِدُهُمْ وَالسَّاعَةُ أَدْهَىٰ وَأَمَرُّ
Fa ny Ora no hifamotoanan’izy ireo ka hahatsiravina tokoa ilay Orano sady hangidy.
47إِنَّ الْمُجْرِمِينَ فِي ضَلَالٍ وَسُعُرٍ
Anatin’ny fahaverezana sy ny hadalana tokoa ireo mpanao ratsy.
48يَوْمَ يُسْحَبُونَ فِي النَّارِ عَلَىٰ وُجُوهِهِمْ ذُوقُوا مَسَّ سَقَرَ
Ny andro hitaritarihana azy ireo amin’ny tarehiny ao amin’ny afo (dia ho lazaina aminy hoe) : “Andramo ny fikasihana ny afobe.”
49إِنَّا كُلَّ شَيْءٍ خَلَقْنَاهُ بِقَدَرٍ
Nahary ny zavatra rehetra amin’ny antony Izahay.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Al-Qamar 47

Surah Al-Qamar Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Anatin’ny fahaverezana sy ny hadalana tokoa ireo mpanao ratsy.

Surah Andininy 47/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers