Ar-Rahman · 77/78
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Rahman
فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ ۝٧٧
Fabi ayyi aalaaa`i Rabbikumaa tukazzibaan
📖 Dikany Malagasy
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 75-78 — Surah Ar-Rahman

75فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
76مُتَّكِئِينَ عَلَىٰ رَفْرَفٍ خُضْرٍ وَعَبْقَرِيٍّ حِسَانٍ
Hitehin-kiho eo ambony ondan-tseza maitso sy karipetra matevina sady tsara izy ireo.
77فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
78تَبَارَكَ اسْمُ رَبِّكَ ذِي الْجَلَالِ وَالْإِكْرَامِ
Hamasinina anie ny Anaran’ny Tomponao, izay feno fahamboniana sy fahamendrehana !
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
77Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 77

Surah Ar-Rahman Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo…

Surah Andininy 77/78 — Surah Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Rahman Henoy, Surah Ar-Rahman Fandikana, Surah Ar-Rahman mp3, Surah Ar-Rahman pdf. Andininy 75–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers