Ar-Rahman · 78/78
Fandikana Fanononana — Ar-Rahman
تَبَارَكَ اسْمُ رَبِّكَ ذِي الْجَلَالِ وَالْإِكْرَامِ ۝٧٨
Tabaarakasmu Rabbika Zil-Jalaali wal-Ikraam
📖 Dikany Malagasy
Hamasinina anie ny Anaran’ny Tomponao, izay feno fahamboniana sy fahamendrehana !
🎧 Henoy

📜 Andininy 76-78 — Ar-Rahman

76مُتَّكِئِينَ عَلَىٰ رَفْرَفٍ خُضْرٍ وَعَبْقَرِيٍّ حِسَانٍ
Hitehin-kiho eo ambony ondan-tseza maitso sy karipetra matevina sady tsara izy ireo.
77فَبِأَيِّ آلَاءِ رَبِّكُمَا تُكَذِّبَانِ
Fa inona amin’ireo soa avy amin’ny Tomponareo àry no lavinareo ?
78تَبَارَكَ اسْمُ رَبِّكَ ذِي الْجَلَالِ وَالْإِكْرَامِ
Hamasinina anie ny Anaran’ny Tomponao, izay feno fahamboniana sy fahamendrehana !
Ar-RahmanFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
78Andininy

Fandikana — Ar-Rahman 78

Surah Ar-Rahman Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hamasinina anie ny Anaran’ny Tomponao, izay feno fahamboniana sy fahamendrehana…

Surah Andininy 78/78 — Ar-Rahman الرحمن (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rahman Henoy, Ar-Rahman Fandikana, Ar-Rahman mp3, Ar-Rahman pdf. Andininy 76–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers