Al-Waqi'ah · 19/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
لَّا يُصَدَّعُونَ عَنْهَا وَلَا يُنزِفُونَ ۝١٩
Laa yusadda`oona `anhaa wa laa yunzifoon
📖 Dikany Malagasy
Izay tsy hamparary an-doha na hahafanina azy ireo .
🎧 Henoy

📜 Andininy 17-21 — Al-Waqi'ah

17يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.
18بِأَكْوَابٍ وَأَبَارِيقَ وَكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.
19لَّا يُصَدَّعُونَ عَنْهَا وَلَا يُنزِفُونَ
Izay tsy hamparary an-doha na hahafanina azy ireo .
20وَفَاكِهَةٍ مِّمَّا يَتَخَيَّرُونَ
Ary voankazo araka izay safidin’izy ireo.
21وَلَحْمِ طَيْرٍ مِّمَّا يَشْتَهُونَ
Sy henam-borona izay ankafizin’izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 19

Surah Al-Waqi'ah Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay tsy hamparary an-doha na hahafanina azy ireo .

Surah Andininy 19/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers