Al-Waqi'ah · 18/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
بِأَكْوَابٍ وَأَبَارِيقَ وَكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ ۝١٨
Bi akwaabinw wa abaareeq, wa kaasim mim ma`een
📖 Dikany Malagasy
Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 16-20 — Surah Al-Waqi'ah

16مُّتَّكِئِينَ عَلَيْهَا مُتَقَابِلِينَ
Mitehin-kiho izy ireo eo amin’izany, sady mifanatrika.
17يَطُوفُ عَلَيْهِمْ وِلْدَانٌ مُّخَلَّدُونَ
Hivezivezy eo amin’izy ireo, ireo zaza lahy tanora mandrakizay.
18بِأَكْوَابٍ وَأَبَارِيقَ وَكَأْسٍ مِّن مَّعِينٍ
Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.
19لَّا يُصَدَّعُونَ عَنْهَا وَلَا يُنزِفُونَ
Izay tsy hamparary an-doha na hahafanina azy ireo .
20وَفَاكِهَةٍ مِّمَّا يَتَخَيَّرُونَ
Ary voankazo araka izay safidin’izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 18

Surah Al-Waqi'ah Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Miaraka amin’ireo kapoaka sy tavoara ary vera feno zava-pisotron-doharano.

Surah Andininy 18/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers