Al-An'am · 155/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَهَٰذَا كِتَابٌ أَنزَلْنَاهُ مُبَارَكٌ فَاتَّبِعُوهُ وَاتَّقُوا لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ ١٥٥
Transliteration
Wa haazaa Kitaabun anzalnaahu Mubaarakun fattabi`oohu wattaqoo la`al lakum urhamoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary ity ny Boky feno fahasoavana izay nampidininay, ka arahanareo izany ary manàna fatahorana ianareo. Angamba hahazo famindram-po ianareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 153-157 — Al-An'am
153وَأَنَّ هَٰذَا صِرَاطِي مُسْتَقِيمًا فَاتَّبِعُوهُ ۖ وَلَا تَتَّبِعُوا السُّبُلَ فَتَفَرَّقَ بِكُمْ عَن سَبِيلِهِ ۚ ذَٰلِكُمْ وَصَّاكُم بِهِ لَعَلَّكُمْ تَتَّقُونَ
“Ary indro ny lalako fa mahitsy tanteraka, ka arahanareo àry izany ary aza manaraka ireo lalana izay hampiala anareo amin’ny lalany”. Izany no anafarany anareo, angamba hatahotra ianareo.
154ثُمَّ آتَيْنَا مُوسَى الْكِتَابَ تَمَامًا عَلَى الَّذِي أَحْسَنَ وَتَفْصِيلًا لِّكُلِّ شَيْءٍ وَهُدًى وَرَحْمَةً لَّعَلَّهُم بِلِقَاءِ رَبِّهِمْ يُؤْمِنُونَ
Avy eo dia nomenay an’i Mosesy ny Boky, ho fameno amin’ny fahasoavana izay nanao soa sy ho fanazavana amin’ny antsipiriany ny zava-drehetra ary ho tari-dalana sy famindram-po. Angamba hino ny fihaonana amin’ny Tompony izy ireo.
155وَهَٰذَا كِتَابٌ أَنزَلْنَاهُ مُبَارَكٌ فَاتَّبِعُوهُ وَاتَّقُوا لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary ity ny Boky feno fahasoavana izay nampidininay, ka arahanareo izany ary manàna fatahorana ianareo. Angamba hahazo famindram-po ianareo.
156أَن تَقُولُوا إِنَّمَا أُنزِلَ الْكِتَابُ عَلَىٰ طَائِفَتَيْنِ مِن قَبْلِنَا وَإِن كُنَّا عَن دِرَاسَتِهِمْ لَغَافِلِينَ
Mba tsy hiteny ianareo hoe : “Tena marina fa ny Boky dia tsy nampidinina afa-tsy tamin’ny vondron’olona roa teo alohanay. Ary izahay dia tena variana ka tsy tafianatra azy ireny”.
157أَوْ تَقُولُوا لَوْ أَنَّا أُنزِلَ عَلَيْنَا الْكِتَابُ لَكُنَّا أَهْدَىٰ مِنْهُمْ ۚ فَقَدْ جَاءَكُم بَيِّنَةٌ مِّن رَّبِّكُمْ وَهُدًى وَرَحْمَةٌ ۚ فَمَنْ أَظْلَمُ مِمَّن كَذَّبَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَصَدَفَ عَنْهَا ۗ سَنَجْزِي الَّذِينَ يَصْدِفُونَ عَنْ آيَاتِنَا سُوءَ الْعَذَابِ بِمَا كَانُوا يَصْدِفُونَ
Na koa hiteny ianareo manao hoe : “Raha tena taminay no nampidinina ny Boky dia tena voatari-dalana mihoatra azy ireo izahay”. Ary efa tonga aminareo ny porofo avy amin’ny Tomponareo, sy ny tari-dalana ary ny famindram-po. Iza no tena manao ny tsy rariny mihoatra izay miteny fa lainga ireo fanambaran’I Allah no sady mitodi-damosina ? Ho sazinay ireo izay nitodi-damosina amin’ireo fanambaranay, amin’ny famaizana tena ratsy, noho izy ireo nitodi-damosina.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
155Andininy
Fandikana — Al-An'am 155
Surah Al-An'am Andininy 155 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ity ny Boky feno fahasoavana izay nampidininay, ka arahanareo…Surah Andininy 155/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 153–157. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








