Al-An'am · 34/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
وَلَقَدْ كُذِّبَتْ رُسُلٌ مِّن قَبْلِكَ فَصَبَرُوا عَلَىٰ مَا كُذِّبُوا وَأُوذُوا حَتَّىٰ أَتَاهُمْ نَصْرُنَا ۚ وَلَا مُبَدِّلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ وَلَقَدْ جَاءَكَ مِن نَّبَإِ الْمُرْسَلِينَ ۝٣٤
Wa laqad kuzzibat Rusulum min qablika fasabaroo `alaa maa kuzziboo wa oozoo hattaaa ataahum nasrunaa; wa laa mubaddila li Kalimaatil laah; wa laqad jaaa`aka min naba`il mursaleen
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nolazaina ho mpandainga ireo iraka teo alohanao, ka niharitra izy ireo tamin’ny nilazana azy ireo ho mpandainga sy tamin’ny fampijaliana nanjo azy ireo, mandra-pahatonga ny famonjena Taminay. Ary tsy misy afaka manova ireo tenin’I Allah, ary efa tonga taminao ny ampahan’ny tantaran’ireo Iraka.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-36 — Al-An'am

32وَمَا الْحَيَاةُ الدُّنْيَا إِلَّا لَعِبٌ وَلَهْوٌ ۖ وَلَلدَّارُ الْآخِرَةُ خَيْرٌ لِّلَّذِينَ يَتَّقُونَ ۗ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ary tsy inona akory ny fiainana eto an-tany raha tsy kilalao sy rendrarendra ihany. Ary ny fonenana any an-koatra kosa dia tsara indrindra ho an’izay matahotra. Moa ve tsy mba misaina ianareo ?
33قَدْ نَعْلَمُ إِنَّهُ لَيَحْزُنُكَ الَّذِي يَقُولُونَ ۖ فَإِنَّهُمْ لَا يُكَذِّبُونَكَ وَلَٰكِنَّ الظَّالِمِينَ بِآيَاتِ اللَّهِ يَجْحَدُونَ
Efa fantatray fa tena mampalahelo anao tokoa izay notenin’izy ireo, tena marina fa izy ireo dia tsy mampadainga anao akory, fa ireo mpanao ny tsy rariny kosa dia mitsipaka ireo famataran’i Allah.
34وَلَقَدْ كُذِّبَتْ رُسُلٌ مِّن قَبْلِكَ فَصَبَرُوا عَلَىٰ مَا كُذِّبُوا وَأُوذُوا حَتَّىٰ أَتَاهُمْ نَصْرُنَا ۚ وَلَا مُبَدِّلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ وَلَقَدْ جَاءَكَ مِن نَّبَإِ الْمُرْسَلِينَ
Ary efa nolazaina ho mpandainga ireo iraka teo alohanao, ka niharitra izy ireo tamin’ny nilazana azy ireo ho mpandainga sy tamin’ny fampijaliana nanjo azy ireo, mandra-pahatonga ny famonjena Taminay. Ary tsy misy afaka manova ireo tenin’I Allah, ary efa tonga taminao ny ampahan’ny tantaran’ireo Iraka.
35وَإِن كَانَ كَبُرَ عَلَيْكَ إِعْرَاضُهُمْ فَإِنِ اسْتَطَعْتَ أَن تَبْتَغِيَ نَفَقًا فِي الْأَرْضِ أَوْ سُلَّمًا فِي السَّمَاءِ فَتَأْتِيَهُم بِآيَةٍ ۚ وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ لَجَمَعَهُمْ عَلَى الْهُدَىٰ ۚ فَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْجَاهِلِينَ
Na dia mafy taminao aza ny fitsipahan’izy ireo, koa raha afaka hitady lalana any ambanin’ny tany ianao, na tohatra hiakarana any an-danitra mba hitondranao amin’izy ireo ny fahagagana, (dia ataovy àry izany). Raha sitrak’I Allah dia navoriny tamin’ny lala-mahitsy izy ireo, aoka ianao tsy ho anisan’ireo olona bado !
36۞ إِنَّمَا يَسْتَجِيبُ الَّذِينَ يَسْمَعُونَ ۘ وَالْمَوْتَىٰ يَبْعَثُهُمُ اللَّهُ ثُمَّ إِلَيْهِ يُرْجَعُونَ
Ireo izay maheno ihany no mamaly ny antso. Ary ny maty rehetra dia hatsangan’I Allah, avy eo any Aminy no hamerenana azy ireo.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Al-An'am 34

Surah Al-An'am Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nolazaina ho mpandainga ireo iraka teo alohanao, ka…

Surah Andininy 34/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers