Al-An'am · 63/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
قُلْ مَن يُنَجِّيكُم مِّن ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ تَدْعُونَهُ تَضَرُّعًا وَخُفْيَةً لَّئِنْ أَنجَانَا مِنْ هَٰذِهِ لَنَكُونَنَّ مِنَ الشَّاكِرِينَ ۝٦٣
Qul mai yunajjeekum min zulumaatil barri walbahri tad`oonahoo tadarru`anw wa khufyatann la`in anjaanaa min haazihee lanakoonana minash shaakireen
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Iza no manavotra anareo amin’ny haizin’ny tany sy ny ranomasina ?” Mangataka Aminy am-panetren-tena sy ankiafina ianareo : “Raha havotany tokoa izahay amin’izao, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 61-65 — Al-An'am

61وَهُوَ الْقَاهِرُ فَوْقَ عِبَادِهِ ۖ وَيُرْسِلُ عَلَيْكُمْ حَفَظَةً حَتَّىٰ إِذَا جَاءَ أَحَدَكُمُ الْمَوْتُ تَوَفَّتْهُ رُسُلُنَا وَهُمْ لَا يُفَرِّطُونَ
Ary Izy no Tompom-pahefana amin’ireo Mpanompony. Ary mandefa mpiaro Izy eo aminareo. Ary rehefa tonga amin’iray aminareo ny fahafatesana, dia mandray ny fofon'ainy ireo irakay, ary tsy manao tsirambina izy ireo.
62ثُمَّ رُدُّوا إِلَى اللَّهِ مَوْلَاهُمُ الْحَقِّ ۚ أَلَا لَهُ الْحُكْمُ وَهُوَ أَسْرَعُ الْحَاسِبِينَ
Avy eo dia haverina izy ireo any amin’I Allah ilay Tompon’izy ireo marina. Moa ve tsy Azy ny fitsarana ? Ary Izy no Haingam-panisa indrindra.
63قُلْ مَن يُنَجِّيكُم مِّن ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ تَدْعُونَهُ تَضَرُّعًا وَخُفْيَةً لَّئِنْ أَنجَانَا مِنْ هَٰذِهِ لَنَكُونَنَّ مِنَ الشَّاكِرِينَ
Teneno hoe : “Iza no manavotra anareo amin’ny haizin’ny tany sy ny ranomasina ?” Mangataka Aminy am-panetren-tena sy ankiafina ianareo : “Raha havotany tokoa izahay amin’izao, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka”.
64قُلِ اللَّهُ يُنَجِّيكُم مِّنْهَا وَمِن كُلِّ كَرْبٍ ثُمَّ أَنتُمْ تُشْرِكُونَ
Teneno hoe : “Allah no hanavotra anareo amin’izany sy amin’ny tebiteby rehetra. Nefa, mbola manankambana Azy amin’ny zavatra hafa ihany ianareo.
65قُلْ هُوَ الْقَادِرُ عَلَىٰ أَن يَبْعَثَ عَلَيْكُمْ عَذَابًا مِّن فَوْقِكُمْ أَوْ مِن تَحْتِ أَرْجُلِكُمْ أَوْ يَلْبِسَكُمْ شِيَعًا وَيُذِيقَ بَعْضَكُم بَأْسَ بَعْضٍ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لَعَلَّهُمْ يَفْقَهُونَ
Teneno hoe : “Izy no manam-pahefana handefa famaizana aminareo, na eo amboninareo na avy ao ambany tongotrareo, na koa hampisy fizarazarana eo aminareo ka hifanditra sy hampanandrana ny sasany aminareo ny hafanam-pon'ny hafa”. Jereo ahoana ny famakafakanay ireo fanambarana, angamba ho azon’izy ireo izany.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Al-An'am 63

Surah Al-An'am Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Iza no manavotra anareo amin’ny haizin’ny tany…

Surah Andininy 63/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers