Al-An'am · 64/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
قُلِ اللَّهُ يُنَجِّيكُم مِّنْهَا وَمِن كُلِّ كَرْبٍ ثُمَّ أَنتُمْ تُشْرِكُونَ ۝٦٤
Qulil laahu yunajjjeekum minhaa wa min kulli karbin summa antum tushrikoon
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Allah no hanavotra anareo amin’izany sy amin’ny tebiteby rehetra. Nefa, mbola manankambana Azy amin’ny zavatra hafa ihany ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 62-66 — Surah Al-An'am

62ثُمَّ رُدُّوا إِلَى اللَّهِ مَوْلَاهُمُ الْحَقِّ ۚ أَلَا لَهُ الْحُكْمُ وَهُوَ أَسْرَعُ الْحَاسِبِينَ
Avy eo dia haverina izy ireo any amin’I Allah ilay Tompon’izy ireo marina. Moa ve tsy Azy ny fitsarana ? Ary Izy no Haingam-panisa indrindra.
63قُلْ مَن يُنَجِّيكُم مِّن ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ تَدْعُونَهُ تَضَرُّعًا وَخُفْيَةً لَّئِنْ أَنجَانَا مِنْ هَٰذِهِ لَنَكُونَنَّ مِنَ الشَّاكِرِينَ
Teneno hoe : “Iza no manavotra anareo amin’ny haizin’ny tany sy ny ranomasina ?” Mangataka Aminy am-panetren-tena sy ankiafina ianareo : “Raha havotany tokoa izahay amin’izao, dia tena ho anisan’ireo mpankasitraka”.
64قُلِ اللَّهُ يُنَجِّيكُم مِّنْهَا وَمِن كُلِّ كَرْبٍ ثُمَّ أَنتُمْ تُشْرِكُونَ
Teneno hoe : “Allah no hanavotra anareo amin’izany sy amin’ny tebiteby rehetra. Nefa, mbola manankambana Azy amin’ny zavatra hafa ihany ianareo.
65قُلْ هُوَ الْقَادِرُ عَلَىٰ أَن يَبْعَثَ عَلَيْكُمْ عَذَابًا مِّن فَوْقِكُمْ أَوْ مِن تَحْتِ أَرْجُلِكُمْ أَوْ يَلْبِسَكُمْ شِيَعًا وَيُذِيقَ بَعْضَكُم بَأْسَ بَعْضٍ ۗ انظُرْ كَيْفَ نُصَرِّفُ الْآيَاتِ لَعَلَّهُمْ يَفْقَهُونَ
Teneno hoe : “Izy no manam-pahefana handefa famaizana aminareo, na eo amboninareo na avy ao ambany tongotrareo, na koa hampisy fizarazarana eo aminareo ka hifanditra sy hampanandrana ny sasany aminareo ny hafanam-pon'ny hafa”. Jereo ahoana ny famakafakanay ireo fanambarana, angamba ho azon’izy ireo izany.
66وَكَذَّبَ بِهِ قَوْمُكَ وَهُوَ الْحَقُّ ۚ قُل لَّسْتُ عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ
Ary nilaza ny vahoakanao fa lainga izany, nefa izany no marina. Teneno hoe : “Tsy mpiantoka anareo amin’izany aho”.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Al-An'am 64

Surah Al-An'am Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Allah no hanavotra anareo amin’izany sy amin’ny…

Surah Andininy 64/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers